Nakaiza ny hafatro?
1. niryna
(
15/12/2007 18:08)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.
Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.
Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.
IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA

répondu par xxx le 19/12/2007 06:44
2. xxx
(
15/12/2007 18:49)
nyrina: sao dia aviavy be loatra ianao fa nisy fanamboarana ny namana serasera dia nikorotana dahono ny tato! sao dia tafiditra ao anatin'izany ny olana nisy taminao..
jereo ange ao amin'ny momban'ny serasera fa miteny izay nanjohy azy daholo ny ankizy ao e!:wink:
tsy ianao irery no nahazo olana kely fa ny ankizy rehetra... mahareta kely fa hiverina amin'ny loniny ihany io dia averenio ampidirina ny dinakao
izaho koa nahazo an'io hoe tsy afaka mametraka hevitra ianao na dinika fa ....sns......mantsy.

3. pitchou
(
16/12/2007 06:11)
kalma fotsiny nyrina a! marina ny lazain'i xxx fa za kou efa tratran'izany fa rehefa mitozod mety e!
io zao ny hafatrao mipetraka soa aman-tsara na d misy vazavaza be mampite-hanala azany

4. rakapy
(
16/12/2007 11:48)
Mandehena indray mitory teny @ Megaphone eny an-tsena raha toa ka tsy afaka mitory online sady ianao efa expert @ le baiboly-nareo sady koa mahay teny AGILISY:evil::evil::evil:
6. blogy
(
18/12/2007 12:47)
tsy hitko mintsy hoe manin le mitory baiboly eto ; za sahy milaza eto fa ny gasy tafita an-dafy ny ankamaroany lasa satana daholo satria ve efa mety ny fianana
7. niryna
(
19/12/2007 06:39)
rakapy:
Mandehena indray mitory teny @ Megaphone eny an-tsena raha toa ka tsy afaka mitory online sady ianao efa expert @ le baiboly-nareo sady koa mahay teny AGILISY:evil::evil::evil:
:cry:
8. xxx
(
19/12/2007 06:44)
blogy:
tsy hitko mintsy hoe manin le mitory baiboly eto ; za sahy milaza eto fa ny gasy tafita an-dafy ny ankamaroany lasa satana daholo satria ve efa mety ny fianana
aza miteninteny foana refa tsy mahita soratana