Tandremo ary fa tsy TGV=Mandeha hoazy
1. Jeankely
(
13/12/2007 14:46)
Samy nametraka hafatra sy namelaka tehamaina ny Mpitondra ny mpifidy tao Antananarivo Renivohitra ka tandremo sao mihevitra fa vita hatreo ny olana. Ny resaka tsena ihany ohatra dia ady ny fandaminana ny mpivarotra. Misy dia misy ny mihevitra fa tsy hisy hanelingelina fa samy hanao izay saipatany izany satria lavo ny sasany teo aloha. Rehefa mihevitra hoe Tanandehibe dia tsy maintsy misy fandaminana hatrany sao lazaina fa mivadika indray koa ny Tanora rehefa nomena seza.
répondu par Jeankely le 14/12/2007 07:10
2. ikaretsaka
(
13/12/2007 15:56)
Fa thalys io aloha sa eurostar?
marina mihitsy aloha ny an'i jean kely e! mila lalamby, mila jiro tsy mi delesta.. sns mila gara ...
marina mihitsy aloha ny an'i jean kely e! mila lalamby, mila jiro tsy mi delesta.. sns mila gara ...
3. nanas
(
13/12/2007 19:45)
Manao ahoana Jeankely, elaela indray isaka-dahy tsy niresaka teto. Aleo aloha le boaikely mba hiasa dia ho hita eo ny tohiny, raha manao tahaka ny fanaon i Ra-huit koa faizin ny olona koa amin ny manaraka
4. namana2008
(
14/12/2007 06:37)
kefa oe tsy anjaran-dra tgv ny mama olana amzany delestazy dy vidim-bary zany fa nareo ko ary aona e.
samby manana ny asany ange e. ny manatsara tanana no asany ka ho ita eo oe dans 1an ra misy fiovana na tsi. ny azo eritreretina kalo d oe ho chomeur ngaba le tompona ecola mapanao cours reny fa lery hono hanome cours maimai-poana.hihihih

5. Jeankely
(
14/12/2007 07:10)
Ny cours maimainpoana aloha dia tokony hisy saingy tsy maintsy andohavambola ny Mpampianatra. Tsy mahafoana ny Fianarana izany satria be ny mpanala fanadinana tsy hoa araka ny isany. Raha ny resaka fanatsarana Tanana lazain'ny namana dia tena marina kanefa mifameno ny Tanana tsara sy ny Jiro sy Rano ampy ary ny Fifamoivizana sy ny tsena miampy fandriampahalemana sns. Tsy andraikiny daholo izany fa ny olona sasany no mihevitra fa izy daholo no mitarika izany.