Ahoana ny mikoty sipa dorizina
1. KAMBANA3
(
13/12/2007 10:56)
Mora kotina hoy olona sasany ireo sipa dorizina faizaho mbola tsy tojo an zany. Manahy hono ry zareo fa sao dia tataka ny mahavevavy azy.
répondu par Ilitakely le 22/01/2008 15:39
2. salmo1
(
13/12/2007 13:54)
Ny fomba fieritreretinareo no bleme, fa tsy ny sipa dorizina maintsy.
Dia ahoana izany no hantongavany, ho sipa ocasion?
;-)
Dia ahoana izany no hantongavany, ho sipa ocasion?
;-)
4. bitrokel
(
13/12/2007 15:04)
enao aza manahirana ry kambana fa indrindra fa ireo kambana roa sy telo amin'ny maha kambana3 anao;...:°)
7. kelly13
(
14/12/2007 16:00)
salmo1:
Ny fomba fieritreretinareo no bleme, fa tsy ny sipa dorizina maintsy.
Dia ahoana izany no hantongavany, ho sipa ocasion?
;-)
teto kosa tsara b ny famalinao =D=D
9. fetrakens
(
18/12/2007 06:07)
Tsotra be leiss zany a! mba miseho ho dorizinina koa ialahay :oops:
12. midjoh
(
14/01/2008 09:39)
Rehefa mikôty sipa na DOR izy na OCAZ dia aza milaza hoe "JTM" raha tsy avy NI-SODA nareo :P
13. Ilitakely
(
22/01/2008 15:39)
tandremo koa fa misy sipa efa okaz b fa mody ho dorizina;
fa tonga d natyrel iany oa refa mikoty ve!
n zvt ho tenenina no samiafa fa refa maha-poin's d izy zay
fa tonga d natyrel iany oa refa mikoty ve!
n zvt ho tenenina no samiafa fa refa maha-poin's d izy zay