Mahaiza manao analyse politika

1. rabaradaka ( 13/12/2007 07:32)
Lazaina foana hoe very seza na miteniteny fona i dadatoa rabaradaka rehefa milaza ny zavamisy. Ka efa nilaza teto aho fa victoire ecrasante no ho azon'ny Andry TGV dia izao. Analyse politika ireny ary aza dia faly manenjika. Dia lazaiko indray androany hoe raha tsy mahay miaina i Andry TGV dia omeko 66 volana dia eny Antanimora.
répondu par xxx le 13/12/2007 08:02
2. dibbah ( 13/12/2007 07:35)
Mandrora mitsilany rafanja ra mapdoboka an'io
3. saranga ( 13/12/2007 07:42)
Zao nama, nareo merina mantsy tena raciste ary mpanavakavaka firazanana ka zao very hasina ny andriana satria tsy neken'ny vahoka i Hery zay lazaina hoe avy eny Ambomalaza. Tsy miteniteny fona zany anao namana rabaradaka fa courage fona e !
4. xxx ( 13/12/2007 08:02)
Ny ahy ndray de tsotra:tofoka sy leo andr8 ary ny tim ny ankamaroan'ny gasy ;efa hatry ny ela io fa matoa moa i salopard na i roublard na i fariseo mbola eo amin'ny fitondrana de noho ny :HALABATO!
Théorie de dominos io ry zalahy,son tour viendra.Tana lui a tourné le dos,son fidèle allié,une ville stratégique pour lui et son regime de merde.

Sahirana tanteraka io mpilalao ody sy mpanandro io zao satria nahoana hoy ianareo?
1)raha managadra an'i TGV toy ny nahazo an'i Pety na Rolland Ratsiraka izy dia voaporofo ny maha tsivalahara sy alika azy.C'est un dictateur ni plus ni moins.
2)RAHA TSY IZANY NO MITRANGA DIA MPANAVAKAVAKA INDRAY IZY,io manko dia hita eny ihany.Nahoana? Raha zanaka Antananarivo no tsy gadraina SATRIA SAMY MITOVY NY HANENJEHANA AZY OHATRA IRAY IO.Asa nanodina vola na nangalatra .C'est le cas de Naivo Rahamefy, de Louis Ranjeva etc.

Diniho fa manomboka izao de tsy matory intsony r8 sy ny forongony,nanao ratsy ka mendrika ny ho saziana!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1955