mitady mpiara-mianatra taloha NDL (Tera ao Paris)

1. vonisandra ( 12/12/2007 21:40)
Manahoana e,
Sao mba misy mahafantatra na afaka manome vaovao momba io olona tadiaviko io kay???
Tera no anarany, tovolahy, nianatra tao @ NDL antanimena t@ taona 90 tany ho any. Nisy nilaza tamiko fa nisy nahafantatra azy tato @ serasera. Ka mba mitady azy aho fa mahafinaritra ery izany mahita ny namana taloha izany. Misaotra mialoha
vonis@hotmail.fr ny mail-ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088