FELICITATIONS MR LE MAIRE
1. tontavao
(
12/12/2007 18:54)
MIDOBODOBOKA TSY MISY FARANY NY FO RAHA NITETY IRENY BIRAOMPIFIDIANANA MARO TETO ANDRENIVOHITRA IZAO ALINA IZAO.(67ha,Ambohipo,Tsimbazaza,Bel air..)
Hiakam-pifaliana, haravoan'ny tanora no mameno ireny toerana rehetra ireny.Manakoako ny hoe ANDRY NO BEN'NY TANANA.Misy miala amin'ny MAGRO, Joyeux anniversaire sns...
Resy lahatra aho fa nomen'Antananarivo lamosina ny fitondran-dRavalomanana ka dia aza mbola mandihy tsy afa-tavony anefa fa maro ny zavatra hain'ireo olona ireo
Miarahaba anao aho Andriamatoa Ben'ny Tanàna, mahaleova mahalasana, Andriamanitra anie homba anao. Ary inoako fa tsy hatreo akory ny dia, fa dingana iray tsy maintsy andalovana fotsiny io.
Mirary soa é.

répondu par namana2008 le 13/12/2007 06:03
2. ravatorano
(
12/12/2007 20:08)
aza mandihy tsy afa tavony mariana ary aza misioka raha tsy efa tafavoakan'ny ala satria tsy mbola vokatra ofisialy sy feno aloha hatramin'izao no miparitaka sy re amin'ny fampielezamù-baovao rehetra indrindra aùmin'izao ora anoratanay izao amin'ny 23h07 ETO ANDOHARANOFOTSY IZAO
:wink:
:wink:
3. pika
(
13/12/2007 04:27)
raha ny elanelambato be loatra ireny no mbola mivadika dia efa misy mihitsy ny fangalarana
raha kely ny elanelana dia hoe aza mandihy tsy afa tavony fa ity anie ^:^^:^=D

4. namana2008
(
13/12/2007 06:03)
eny re e./ efa mazava b ny fandresena d zay. atsika rehetra io na iza tia na iza tsy ti ary na iza nifidy azy na iza tsy nifidy.
ny oe nomena lamosina ny pitondra tsy marina zany satri 75% oa ny vokapifidianana président tam farany teo.heritaona otrizao.
tsara ko ra misy ny pifannandrina otrizao amzay samby mataotra ny rambony tsy ho tapaka e.
TGV mitady ny toerana ra8 d miasa tsara mba handresy lahatra ny vahoaka. ra8 kosa te higardé ny teorany d miasa tsara.
ENGA FOTSINY ANIE MBA HO NY VAHOAKA NO HIZAKA NY TOMBOTSOA REHETRA AMZANY.