Tonio ny FO fa mahay mifidy hono Antananarivo e !
1. Jeankely
(
10/12/2007 10:46)
Efa nisy ny narary sy vizana ka mihomana ihany fa toa manana fomba fijery hafa hono Antananarivo an? Aza be fanantenana=))=))=))
répondu par Jeankely le 13/12/2007 12:38
2. fetrakens
(
10/12/2007 10:51)
Enga anie tsy hisy déléstage foutsn amin'ny fanisam-bato de mangarahara e!
3. tontavao
(
10/12/2007 19:54)
F'ANGAHA VENDRANA NY TANANARIVIEN? HAINY NY MAHATSARA AZY, tsy PIPY ENY AMBOHIJATOVO SY ENY ANKORONDRANO AKORY NO AMPY ILAZAKO FA NAHAVITA ZAVATRA TAMIN'NY VOLA AMINA MILIARA MAROBE RAFALY; tsy ianao no nanao an'ireny RAFALY fa olonkafa.
MBA DOKOTRA BE KOA NY JAPONEY MANAIKY HATAO SOAVALY TAMIN'NY FANAOVANA NY ZARIDAINAN'NY BY PASS KOU ohatra fotsiny io an; BOULEVARD DE L'EUROPE DIA IREHAREHANA NEFA NY UE NO TOMPOMBOLA; maivana e.
FIDIO ANDRY TGV ;NA MARC RAMIARINJATOVO NA VANF NA MALALA SAVARON MOA NA LAY iRAY TSY FANTATRO NY ANARANY FA AZA MIFIDY TIM FA VERY IANAO;
bonne nuit ra8 fa toa rebireben'ny BOAY KELY IANAO IZANY ANIE

4. Jeankely
(
11/12/2007 10:40)
Efa hoe samy miandry fa hisy hitorajofo ary mahamay io. Tiako ho hita sahady an=))=))=))
5. namana2008
(
12/12/2007 12:55)
samia miandry e. za zao avy nifidy fa tena mtovy ry reto a. misy vato TGV sy FALY samby very ao am le tranofisainana klé.
enga anie mba tsy hisy delestazy fa so d oe lany eo ny TIM ka oe alabato a oe alabato. hihihihi
ze lany eo reto na iza na iza d zay fa zany avy ko ko hakana L a.
ny fiomanana ny fety atao mlay fa ze politika v no hanimbana ny revy e. ny anreo zany fona fa avy eo zareo miombona iany.
jerevo fotsiny ange ry Maihol sy ra8 ra tsy lasa pinamana e; d jerevo ry Lahiniriko jean ra tsy lasa panohitra e.
ka ny anreo d efa ho lava ka asakasaky ze te ho vorebirebindreo eo.
HOMANY TSARA NY FETY E. ny gasy tsy maintsy mfety hono mantsy na tsisy VOLA aza

6. saranga
(
13/12/2007 07:49)
Fa aiza daholo ny mpiserasera TIM toa tsy manoratra e, sa marary fo fa resy
7. akama2006
(
13/12/2007 11:49)
masiaka be nareo iznay an!nefa laoha marina ihany izany fa dia toerana hifandimbiasany moa izy ity!:lol::?:8O8O
8. Jeankely
(
13/12/2007 12:38)
Tonga ve ny hafatra sa mbola misy resaka hafa o? Efa mahay tony sa mbola ahoana?=))=))=))