FITIAVANA
1. AOSTN
(
08/12/2007 15:48)
Slt.Fa maninona kay ny tena TINA tsy mety tojo mora foana no saro-tiavina,fa ireo maro tsy ankasitrahana(sendra tafaraka fotsiny,tsy de tina loatra) no mttk azo mora no misisika lava izao sady sarotra ialana?De mankasitraka anao sahady namaly(l:oops:(l):oops:(l):oops:(l):oops:(l):oops:(l):oops:
répondu par AOSTN le 12/12/2007 16:37
3. AOSTN
(
09/12/2007 04:03)
Ka zao anie:ny olona ts1/1 mba mila le fiarahana (fifankatiavn'ny olon2:-*)ka na tsy tianao aza le iarahanao de voatery satria IZY no misisika sy azo mora foana mbola averiko eto indray satria rah misaraka aminy de iza indray no hanalana azy?=((.Ny tena tiako hatongavana de hoe:ahoana no ahazoana ny olona mba tena reven'ny FONAO ;mba ho tena mpifankatia tokoa ary tsy hifankafoy:*.Sarotra B amiko matsy ny mitia olona tsy de tena tina .Sahirana mht aho rhf mba tojo le eritreretina iny,vahotra ihany ny lela na ny hiresaka aminy aza 8-)DE TENA MIAFY AO AMPO AO MTTK NY TENE FITIAVANA AZY(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
4. bioubiou
(
09/12/2007 08:45)
refa hitanao lé valiny d mbô zarao amiko fa za koa d mbô manonatany tena lava momban'io.
lé manandrakandrana koa ngamba no tena tsy mety e!refa tsy tena tianao dieny voalohany d aleo tsy tohizana.
satria raha ohatra koa mantsy énao miaraka aman'olona tsy d tena tinao d @ io fotoana io nefa mety sendra tojon'lé tena tinao énao d zay no lasa hiteraka olana.

5. xxx
(
09/12/2007 08:59)
izay ilay fitiavana izan! takarina sarotra alaina izany....aza mora kivy fa ahita izay tena tina foana rehefa maharitra e!
6. bonbongasy
(
09/12/2007 10:32)
tandremo sao varimbarin'ny lavitra ka ...
Fa inona moa no ilazanao fa iny manahirana anao iny no tena tianao? Moa ve efa fantatrao ny momba azy sy ny toetrany? sao taitaitra @ physik fotsiny!
Izao no torohevitro: fantaro tsara ny karazan'olona mety afaka hiara miaina aminao maharitra (physik, toetra, fombafomba, éducation...)
fantaro tsara ny mombamomba le olona tena tina (objectivement)
fantaro koa le olona misisika
manaova choix et soit heureux
raha mbola tsy @ireo le olona de mahareta kely

7. tynah
(
09/12/2007 19:20)
Hoy AOSTN : rah misaraka aminy de iza indray no hanalana azy?
Dia tsy hahita ilay tena fitiavana ianao raha io no hibahana ao an-tsainao.
Dia tsy hahita ilay tena fitiavana ianao raha io no hibahana ao an-tsainao.
9. la
(
10/12/2007 06:25)
AOSTN: ny fitiavana tsy fanalana azy
Enao manala azy amin'ny olona de mba miverina aminao koa zany ataonao mba analan'olona azy koa enao nefa mba tena tia azy! de mbà matatesa zany e!
Enao manala azy amin'ny olona de mba miverina aminao koa zany ataonao mba analan'olona azy koa enao nefa mba tena tia azy! de mbà matatesa zany e!
11. salmo1
(
10/12/2007 10:54)
meva2:
Fa inona no antony iarahana amin'olona tsy tiana e?????
hita wa! tena tsara fanontaniana.
;-)
12. ari.malala
(
11/12/2007 11:04)
AOSTIN:
)ka na tsy tianao aza le iarahanao de voatery
iza no manery anao? enao no t hiaraka aminazy ko voatery aona koa?:-D:-D:-D:-Dna hisisika aza izy refa ts tia enao afaka hanin eo izy e!
14. AOSTN
(
11/12/2007 16:45)
Ny fitiavana eto de tsy le tena FITIAVANA fa fiarahana fotsiny ihany .IZY koa aza nge efa mba kopy hoe:tsy tena fitiavana ito fa "kilalao fotsiny ihany "Etsy andaniny,zah mihevitra hoe ny fiarako @ireny :-*no mba mety hahataraiky ireo joba mba tena TIAKO;sady mba fianarana mitia:*:fakana expe :-$sy fialana voly o^oary hakana hvt rah ilaina izany:-@.Sa tsy mety V ny ataoko?FA RAHA MBOLA HISY KOA HONO MANTSY NY FARANY DE TSY HO FOANA NY FANATENAKO:*(l):*(l):*(l):*(l):*(l):*(l)
15. booboo
(
11/12/2007 18:57)
:-D:-D marina zany zandarma a ( fomba fiteny io fa sao raisina sérieux beee eo )
16. slym
(
12/12/2007 05:54)
Ka le joba tian'lah ko ngeh zao manao an'izany eh.elah zao misiska @ nefa ela ts tiana akory :D
17. AOSTN
(
12/12/2007 16:37)
Marina tokoa bonbongasy a!ao fa ho dinihina tsara izany teninao izany 8-) ndray milaza fa:"le joba tin'lah ko ngeh zao manao an'izany eh,elah misisika @ nefa ela ts tiana akory:D":arrow:ka eo indd no mipetraka ny olany t@1;ahoana no ataoko mba hampitambatra anay, IZY no tiako, takarina anefa sarotra alaina.Inona no hataoko mba hitiavany ahy satria IZY no irian'ny foko :arrow:(l)ka tsy hanariako dia @olon-kafa intsony=((....De mrc betska @ fanoroana hvt ry ZOKY ara-PITIAVANA rehetra,mankasitraka e!^:^=D^:^=D^:^=D^:^=D^:^=D^:^