Tsy mba azo asiana TGV ve any aty TANJOMBATO

1. istraky ( 08/12/2007 13:05)
Mankaleo be le tsy misy af-tsy TIM foana refa fifidianana. Mba hitaro aty aminay aty TANJOMBATO rangaha ny TGV. Candidat efa nigadra noho ny fanodikodinam-bola ny Candidat an'TIM eny aminay eny.

Dia andao koa asiana any amin'ny faritany.

Raha tsy izany mantsy dia mamelona TIKO sy MAGRO fotsiny no ataon-tsika.

répondu par pitchou le 10/12/2007 11:47
2. Bafota ( 08/12/2007 17:00)
Zanak'anbavin'AREMA io e! mila am'OE-OE de PROCOOPS.
tarana-boanjo,hono,foto-boanemba
3. ravatorano ( 08/12/2007 20:07)
aiza kosa no d hoe tim
toa misy independant ihany hifanatrika amin'ilay tim
ka maninn nareo ry istraky raha mba nilatsdaka nifanehatra amin'ilay tim ah sady hé zany izy fa lazaianareo koa fa "olona efa nigadra"
zany v tsy efa very zo e
za aloha ety andoharanofotsy no mifidy fa tsy koi e
4. pitchou ( 10/12/2007 11:47)
amporisihana zany ny TGV hanorina eny Tanjombato d hanitatra ny grand tana hatreny e!
fa tsy aleonareo ve ry sitraka olona tim efa nigadra toy izay boaikely hataon'ny sasany antsonjay a! aza mitady fahoriana fa ny eo aza efa manahirana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0972