Tena mpisoloky Rafalimanana Hery sy ny TIM

1. patrick2002 ( 08/12/2007 01:57)
Tena mpisoloky Rafalimanana Hery sy ny TIM ,
izao mantsy gaga izaho fa mbola tsy lasa vola hono ireny zava-bita rehetra natao makadilo sofina ireny ,nanatsarana ny tananan'Antananarivo ka mahagaga indray izany .
Aoka aloha hazava fa raha vao misy projet hataonao ka mi lancer appel d' offre ianao dia tokony efa vonona ao izay iny vola iny ary miandry ny fanataterahana ny asa sisa ianao dia tsy maintsy efa alohanao daholo ny vola ny entrepreneur nanao ny execution ny travaux .
Gaga izaho fa mbola tsy naloany ny volany olona 5 mois aty aoriana ny nahavitany asa :roll: .
Izany hoe Andriamatoa PDS izany mi-lancer appel d'Offre tsy misy vola vonona akory :):) ka hoy ao aminao hoe kay natao ilay izy mba hanaovana propagande mialoha ny fotoana ,ka hanaovana dridrangilo hoe zava-bita ,zava-bita :P:P,Izany hoe raha mandinika isika dia tsy ho isy intsony ilay zava-bita ao rinany 12 decembre :{:{ satria na ny eo aza mbola tsy lasa vola .
Ka hoy aho aminao manao hoe Fidio i Andry TGV.:lol::lol:
2. pika ( 08/12/2007 04:44)
Andry no ben 'ny tanana izany :lol:
3. tendry77 ( 08/12/2007 05:51)
zany mhintsy e:D:D!-laisse parlez les jeunes
zay koa leo mitaky trosa ao tanjombato
4. rpl ( 08/12/2007 08:28)
ok!marn zan eh!Andry ian n'atsik eh!
5. tynah ( 08/12/2007 09:30)
d lasa i Andry indray no mandoa ny vola avy eo kohhhhhhhhhh!!!!!!:?:?:?
6. kofbay ( 08/12/2007 10:03)
Ny fisolokiana ataony anie ka tena mazava be e! izay no hampiesonany ny bas quartier fa ireny sisa no mbola azo fetsena. ohatra ilay calendrier 2008 nozaraina tao @ e quotidien misy ny sarin'i Hery Rafalimanana sy ny zava-bitany hono: jereo fotsiny fa misy sarin'ny Bypass ao dia hoe Grand Tana hono! kanefa tsy andraikitry ny mairien'Antananarivo mihintsy no nanao an'iny, ary izay mirotsaka hofidiana ao @ TIM izany dia milaza fa samy nanao an'iny daholo? Araho tsara ny Tantara fa efa t@ 1998 ny echange de notes teo @ fanjakana japoney sy malagasy no nosoniavina ary I Tsaranazy Jean Emile no signataire t@ iny, tamin'ny andron-dRatsiraka! dia nony vita ilay zavatra dia lasa entin'i Rafaly hanaovana propagandy indray rehefa avy nampiasain'i Ravalo t@ propagandiny! jereo tsara fa rehefa hizarazara ny tim dia ireo debadeba miseho manohana mafy azy ireo ihany no hamboraka ny secret rehetra, inona no hanaovan'ny governemanta iray manontolo angaredona @ TGV sy fampitahorana fa tsy hisy raharha handeha eto raha tsy TIM no eo, dia aiza ny demokrasia @ zany? sa misy tombotsoa goavana be hikambanana ao ka raha tsy TIM no mitana ny lakilen'Antananarivo dia ho betsaka ny maty antoka? dia rehefa tsy handroso mihintsy araka ny fampanantenana hatr@zay Ravalo sy ny tariny izany dia lazaina fa i Andry TGV izany no fositra? Na lany na tsy lany i TGV dia efa naman'ny naharesy sahady satria raha tsy nisy azy tsy niseho masoandro ny magouille ataon'ny fitondrana Ravalomanana> Mbola tsy fay t@ ilay resin'i Zakahely Boniface tany mananara avartra angaha? naverina ny fifidianana fa lazaina fa mangalatra i lery, hatr@ Jacques Sylla nanentana propangady tany kanefa vao maika ecrase, afa-baraka mihintsy Ravalo fa manomboka kobon'ny olona fa Mpivarotra Ronono an-tavy!
7. saranga ( 08/12/2007 11:32)
Zao anie nama e, rehefa i rabaradaka no miteny ny marina dia lazainareo hoe very seza nefa toa mibaribary ihany ny nafeninin'ny TIM. Ny zavatra misy aty amin'ny province dia izao : efa mamoaka vava ny TIM fa na inona hidona eo dia tsy maintsy lany. Dia tsy mahatsiaro menatra ve i Olga RAMALASON fa tsy misy adversera ao Antsirabe, dia izy mivady irery no manao propagandy . Indrisy re olona o
8. akama2006 ( 08/12/2007 11:41)
atao ahona rehefa sendra vahoaka sanana e!rehefa tsy ihetsika ny mponina dia aleo hizaka izay sahaza azy ao!kerisay rahateo tsy sahy miteny "non" koa moa!
9. patrick2002 ( 10/12/2007 14:48)
akama2006:

atao ahona rehefa sendra vahoaka sanana e!rehefa tsy ihetsika ny mponina dia aleo hizaka izay sahaza azy ao!kerisay rahateo tsy sahy miteny "non" koa moa!


Andao ary hovana ny lala-pifidianana dia atao hoe raha tsy manana baccalaureat tsy mahazo mifidy eh! sa atao hoe bacc +2 :-D:-D:-D

10. ari.malala ( 11/12/2007 13:20)
:-D:-D:-D
11. tsiririmiafina ( 11/12/2007 14:27)
patrick2002:

akama2006:

atao ahona rehefa sendra vahoaka sanana e!rehefa tsy ihetsika ny mponina dia aleo hizaka izay sahaza azy ao!kerisay rahateo tsy sahy miteny "non" koa moa!


Andao ary hovana ny lala-pifidianana dia atao hoe raha tsy manana baccalaureat tsy mahazo mifidy eh! sa atao hoe bacc +2 :-D:-D:-D



Mba manan-kambo ry vahoaka gasy fa efa trongisin'ny TIM toy ny mitrongy... mba hananany fahefana ve dia mbola hisolelaka ihany e. Sady tena olona mpanararao-pahefana tsy misy toy izany fa afenina ambadiky ny fivavahana fotsiny eo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0961