Raha manaratsy tsy mahay mampiakatra vaton'ny hafa

1. Jeankely ( 07/12/2007 13:53)
Aza mba mivaky loha @'ny resaka fanaratsiana izany. Aza adino fa raha tsy hainao ny manaratsy olona dia ny vatony indray aza no mitombobe eo. Ho an'ny mpanao Boxe moa rehefa azo tsaratsara ny iray na hatsaranao tahaka ny inona aza rehefa tsy K.O. hitorahana Serviette ary resy tanteraka sy tsy tia hanao intsony. Be izay nahazo lesona tamin'ny Mpifidy izay. Rehefa mafy ianao tsy potiky ny horakoraka izany. Samy nofa raha orakoraka no hatahorana.
répondu par Jeankely le 11/12/2007 10:43
2. penguin ( 10/12/2007 10:30)
Tsy sahy miresaka indray ny TIM ve @'ity?
3. Jeankely ( 11/12/2007 10:43)
Fa iza no tena kely endaka izany e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512