Manala tasy (mony) @ tarehy
1. mzksoa
(
05/12/2007 15:44)
:D salut
Feno tasy tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay
dia efa mba afakafaka fa hono oa e,
Inona kay no :idea: azonareo omena ahy hanalana tanteraka raha mbola azo atao na hampihenana izany:?:
ny manala mony tanteraka mihitsy aza raha metyfa za mbola misy foana tena :cry: :x
ny tena mba tovovavy ihany e
:arrow:Tena mahamenatra mihitsy fa vonjeo e:{:{:
Merci a:-*
ataovy sérieux a(misy mpananihany mantsy eto:lol:)

répondu par Eumilianah le 31/08/2008 10:18
3. vale
(
05/12/2007 16:08)
mzakasoa: manaova masque @ argile verte!!!
salmo: tasy, loto koh!:o:-D:-D:-D:-D
salmo: tasy, loto koh!:o:-D:-D:-D:-D
4. lemenakely
(
05/12/2007 19:55)
manantona dermato fa samy manana ny type de peau ny olona tsirairay e
5. karinah
(
05/12/2007 21:28)
lemenakely: raha gras dia verte, raha sec dia blanche, raha mixte = verte kah!!!:D
10. tynah
(
07/12/2007 18:59)
Fa nareo ve tsy mihaino ireny antso antso am mégaphone eny analakely sy eny an-tsena ireny eh!!!:-D:-D:-D
Asio Votabia akia ah!!! na cocombre . Dia aza tia hosotrosotra be lotra fa zavatra natoraly atao.
Asio Votabia akia ah!!! na cocombre . Dia aza tia hosotrosotra be lotra fa zavatra natoraly atao.
11. karinah
(
08/12/2007 21:53)
Rasiligaoma:ye! raha sensible ilay hodi-tava dia natoraly, raha matevin-koditra dia dermato, mety mila zavatra simika vao hiety!:wink:
zavatra natoraly ihany na dermato!
ataony amin'ny laser dia vita
12. karinah
(
08/12/2007 21:55)
Voatabia tokoa tena manala mony, raha fotsy hodi-tava aloha tsy mety satria mamela tasy marron ny voatabia an!:wink:
13. tynah
(
12/12/2007 19:22)
sasana anie ilay votabia avy eo eh!!!
Votseva koa tena mety be. Asa na hainareo zany na tsia .
Votseva koa tena mety be. Asa na hainareo zany na tsia .
14. HESHA
(
11/01/2008 12:54)
eau de rose atao lotion fa tsy misy mony tsony ra mahavatra ianao, maraina sy hariva aloha hanaovana azy mandrapadiony de avy eo in-1 mande fotsiny isanandro sisa.
Io no hitako efficace am zay produits retra alou hatreto ka asa enao ra mba hanandrana
Io no hitako efficace am zay produits retra alou hatreto ka asa enao ra mba hanandrana
répondu par tianne le 18/02/2008 12:20
15. minotiana
(
07/02/2008 10:22)
Tsy misy ohatran'ny zavatra natoraly bio ihany no tena tsara fa raha vao simika misy effet secondaires kely foana. Ireny mba misy label bio ireny ampiasaina raha azo atao. Marina fa mety ho lafolafo ny produits bio fa saingy betsaka izao ny site manao comparaison de prix; ity zaraiko aminareo ity fa nahasoa http://bionatura.blogasin.com.
16. Eumilianah
(
31/08/2008 10:18)
Ny citron hafangaro yahort naturel koa no tena efficace, sady nanala tasy no manala gresy; sady mask no maha tanoranora tarehy.
Andramo fa io no tena mety akiah! :
Andramo fa io no tena mety akiah! :