BONNE ANNIVERSAIRE
1. endrika01
(
05/12/2007 14:31)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)Hoanareo rehetra mankalaza annif androany eeeeee,bonifety aby,aza hadino ny gatôko,ela velona eeeeee,de mahazahoa zay tadiavina sy irina,de aza hadino le maneno sô kouuaaa ary de hadino ny manasa ahy ra-hariva,ha,ha,ha,ha,tsy sasana hoe kosehana zany aaa,fa nikaly=))=))=))=))=))=))=))=))
répondu par endrika01 le 06/01/2008 15:20
4. simplex
(
06/12/2007 16:21)
tokony asiana ol mpiandraikitra ny anniversera fotsiny ato e :)
satria isan'andro tsy maintsy misy annif foana :P
bonifety eeeeeee :-*
5. rova30
(
06/12/2007 19:52)
bonaniversera 06 desambra a!:D
ho tratry ny taona mitsingeringerina anie ianao sy izay nahita masoandro niaraka taminao!
Dia mirary masoandro sy volana sy kintana , ary izay natiora rehetra ilainao.
izay aloha fa amin'ny herintaona indray mifankahita finaritra e!

6. xxx
(
06/12/2007 20:37)
2. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 06-12-2007 16:34:34
Lohateny : Re : BONNE ANNIVERSAIRE
tsy azoko
tsy azon'i stilo aona ary ,inona ny mahasamy hafa ny bonne anniversaire sy bon anniversaire?:-D:-D:-D
Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 05-12-2007 15:31:03
Lohateny : BONNE ANNIVERSAIRE
1. Mpandefa : azert [ Valio ] 05-12-2007 21:58:43
Lohateny : Re
""bon anniversaire"" koa ianao lol
7. endrika01
(
09/12/2007 10:43)
sitlo:ka omena firariantsoa ry sitlo ,ireo zay namana rehetra ohatra hoe:oviana ny annif-nao??andraso aloha ary ho jereko ary vetivety,tsis any,
:-D:-D:-D tsy azoko
de za manokana ihany kouuu miarahaba anao ,bon annif
ny ahy mou efa lasa zay aho vao niditra teto @namana serasera.Omena teny mamy tsy asiana fanavahana!!!!:lol::lol::lol::lol:
8. endrika01
(
11/12/2007 12:31)
Sitlo>mba ho azonao tsara ary de izao é\"FALY MIARAHABA NY NAMANA REHETRA MANKALAZA TSINGERIN-TAONA NAHATERAHANA ANIO NY TENAKO\"
9. endrika01
(
13/12/2007 12:17)
Tsy zany ihany koa fa indraindray refa tsy mi-surf ianao,dia tsy fantatrao raha tao ny annif an'le
olona iray manome biz anao ,manohana anao ary @ hevitra,namanao manokana,de mety izy hitsara hoe:
"dia mba tsy niarahaba ahy i endrika01 nefa dia anniif androany!!!!!!!de ianao tsy nahalala izy koa tsy ni-comprendre de lasa @ zay le atao hoe:confusion.!!!!!!!!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)