Ny mpino sy ny finoany ary ny tsy mpino manafina
1. salmo1
(
02/12/2007 21:32)
Misy ny olona milaza fa tsy mpino maintsy amin'ny teny avôkany vavany...
Kanefa izy mino ihany any aneritreritreriny any, fa tsy havoakany ao ampony fotsiny, fa hafeniny tahaka tsy marina.
Misy ny olona milaza fa mino maintsy ary mahafantatra ny zavamisy rehetra mikasika any Kristy...
Kanefa lainga ary tsy fantany akory, na ny fony aza tsy mitepo amin'izany, na matahotra.
Ka ahoana hoy ianareo:?:
;-)

répondu par fijo le 05/12/2007 00:36
2. tsimiandravola
(
02/12/2007 21:59)
salmo1:Ireto karazan'olona ireto angamba dia manafina ny zavatra hainy rehetra mikasika an'i Kristy satria matahotra ny "inquisiteurs",matahotra ny "excommunication",matahotra ny voaesoesoeso sy voahilikilika (pestiféré)....matahotra ny ho faty ringana ihany koa angamba.
Misy ny olona milaza fa mino maintsy ary mahafantatra ny zavamisy rehetra mikasika any Kristy...
Ny kristianisma mantsy dia toy ny Mafiosi mihitsy (indrindra fa tamin'ny andro taloha): raha mahafantatra zavatra be loatra ianao dia voajinja.Fa raha ianao no "venjambenjana" ,dia avotra ny ainao. Izany indrindra no nahatonga an'i Jesoa (ilay Mesia) nanao hoe."Avelao hanatona ahy ny ankizy majinika ,fa azy ireo ny fanjakan'ny lanitra" sy ny hoe :"Raha tsy zaza fisainana toy ireo ankizy madinika ireo ianareo dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra". Sy ny hoe "Sambatra izay votsa saina ,na pauvre d'esprit,sy bonaika be fa izy ireny no zanak'handova ny lanitra".
Raha vao ianao no manomboka "misaina",ka mi-raisonne,dia efa karikary maso ery izay ry "vicaire".
NB:tsy iza no victime n'izany ex-communication izany voalohany rey olona fa izaho izao.Fa angaha misy olona miarahaba ahy intsony eny andalana!!:cry:
Ny ao amin'ny fianakaviana tsy lazaiko intsony.:cry:
3. salmo1
(
02/12/2007 22:08)
tsimiandrivola:
Fa angaha misy olona miarahaba ahy intsony eny andalana!!:cry:
Manao ahoana i ¡tsimiandrivola!!!:D
;-)
5. salmo1
(
02/12/2007 22:40)
tsimiandravola:
andalana!!:cry:
Vao narabaiko enao de indro ny valiny:
tsimiandravola:
an-dalana?=))
Niova [ =)) ] sahady lay [ :cry: ]
bonne ;-)
6. ikaretsaka
(
03/12/2007 00:25)
salmo1:
Misy ny olona milaza fa tsy mpino maintsy amin'ny teny avôkany vavany...
Kanefa izy mino ihany any aneritreritreriny any, fa tsy havoakany ao ampony fotsiny, fa hafeniny tahaka tsy marina.
Misy ny olona milaza fa mino maintsy ary mahafantatra ny zavamisy rehetra mikasika any Kristy...
Kanefa lainga ary tsy fantany akory, na ny fony aza tsy mitepo amin'izany, na matahotra.
Ka ahoana hoy ianareo:?:
;-)
ny conscience an'ialahy no mitondra an' io ra salmo an..
fa mila fantatr;ialahy koa ilay inoan'ialahy na ilay tsy hinoan'ialahy fa manjary miteniteny foana.. indrindra le neophytes ireny
7. cutie
(
03/12/2007 00:52)
Ny kristianisma mantsy dia toy ny Mafiosi mihitsy (indrindra fa tamin'ny andro taloha): raha mahafantatra zavatra be loatra ianao dia voajinja.Fa raha ianao no "venjambenjana" ,dia avotra ny ainao. Izany indrindra no nahatonga an'i Jesoa (ilay Mesia) nanao hoe."Avelao hanatona ahy ny ankizy majinika ,fa azy ireo ny fanjakan'ny lanitra" sy ny hoe :"Raha tsy zaza fisainana toy ireo ankizy madinika ireo ianareo dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra". Sy ny hoe "Sambatra izay votsa saina ,na pauvre d'esprit,sy bonaika be fa izy ireny no zanak'handova ny lanitra".
=))=))=))=))=))=))=))=))
8. niryna
(
03/12/2007 06:34)
tsimiandravola:Ireto karazan'olona ireto angamba dia manafina ny zavatra hainy rehetra mikasika an'i Kristy satria matahotra ny "inquisiteurs",matahotra ny "excommunication",matahotra ny voaesoesoeso sy voahilikilika (pestiféré)....matahotra ny ho faty ringana ihany koa angamba.
[quote=salmo1]Misy ny olona milaza fa mino maintsy ary mahafantatra ny zavamisy rehetra mikasika any Kristy...
Ny kristianisma mantsy dia toy ny Mafiosi mihitsy (indrindra fa tamin'ny andro taloha): raha mahafantatra zavatra be loatra ianao dia voajinja.Fa raha ianao no "venjambenjana" ,dia avotra ny ainao. Izany indrindra no nahatonga an'i Jesoa (ilay Mesia) nanao hoe."Avelao hanatona ahy ny ankizy majinika ,fa azy ireo ny fanjakan'ny lanitra" sy ny hoe :"Raha tsy zaza fisainana toy ireo ankizy madinika ireo ianareo dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra". Sy ny hoe "Sambatra izay votsa saina ,na pauvre d'esprit,sy bonaika be fa izy ireny no zanak'handova ny lanitra".
Raha vao ianao no manomboka "misaina",ka mi-raisonne,dia efa karikary maso ery izay ry "vicaire".
NB:tsy iza no victime n'izany ex-communication izany voalohany rey olona fa izaho izao.Fa angaha misy olona miarahaba ahy intsony eny andalana!!:cry:
Ny ao amin'ny fianakaviana tsy lazaiko intsony.:cry:
ie,ie tsy ho takatry ny sainao mihitsy ilay tenin'Atra ary tsy homeny mihitsy hoy aho mandrakariva,vao maika aza hianao manangana vain'afo eo an-dohanao fa hialako tsiny.
10 Izahay dia adala noho ny amin'i Kristy, fa hianareo no hendry ao amin'i Kristy! Izahay malemy, fa hianareo no mahery! Hianareo manan-daza, fa izahay mavomavo!..20 Fa ny fanjakan'Andriamanitra tsy amin'ny teny, fa amin'ny hery. IKor 4: 10,20
9. Ylly
(
03/12/2007 13:50)
hoy Salmo1
dia tsy aiko fa raha izaho no eo @ toeranao dia tsy miditra @ finoan'ny hafa aho a!fa maninona kay no manao an'izany ianao e?izay ahatsara sy hampitombo ny finoanao atao fa io resaka tena sarotra!io fitsaratsarana ny hafa io aloha dia tsy mety a!
lainga ahoana ary izany hoy iaanao r'isé?rehefa tsy mino ny lazain'ny olona ianao dia aza mino fotsiny ko!

10. salmo1
(
03/12/2007 14:27)
Solonanarana : Ylly
Takelaka manokana (Wiki) : Ylly
Namana faha : 45852
Nisoratra anarana : 2007-11-05
Tato farany : 03/12/2007 15:39
Fanampinanarana : Niny
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1980
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4740c0103b735 .
;-)
Takelaka manokana (Wiki) : Ylly
Namana faha : 45852
Nisoratra anarana : 2007-11-05
Tato farany : 03/12/2007 15:39
Fanampinanarana : Niny
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1980
8. Mpandefa : Ylly [ Valio ] 03-12-2007 14:50:59
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4740c0103b735 .
;-)
12. salmo1
(
03/12/2007 14:37)
Yily:
dia tsy aiko fa raha izaho no eo @ toeranao dia tsy miditra @ finoan'ny hafa aho a!fa maninona kay no manao an'izany ianao e?izay ahatsara sy hampitombo ny finoanao atao fa io resaka tena sarotra!io fitsaratsarana ny hafa io aloha dia tsy mety a!
lainga ahoana ary izany hoy iaanao r'isé?rehefa tsy mino ny lazain'ny olona ianao dia aza mino fotsiny ko!
Izaho tsy mitsara ka, fa mitantara ny zava-misy aminjy fotsiny aho.
¿Ìnona moa no tena tinao lazaina amin'ny hiadinao seza ny eo amin'ny toerako?¿manofy anga ndry? :D
Tsy aiko raha mazava am-toi ny tiako lazaina, fa sarotra koa ny hamoaka azy amin'ny teny gasy.
;-)
13. pissoa
(
03/12/2007 16:31)
tsimiandrivola:
Fa angaha misy olona miarahaba ahy intsony eny andalana!!:cry:
Manao ahoana i ¡tsimiandrivola!!!:D
;-)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. prime
(
04/12/2007 11:00)
salmo1> Raha manana ilay finoana dia ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mampirisika ny ijoroana amin'izany... hoy mantsy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahiny sy ny an'ny Rainy ary ny an'ny anjely masina." Lioka 9:26
Ka na somary ihatsaràna velatsihy aza ny finoana dia tsy maintsy fantatra foana... fa hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny vonoan'olona, ny fakam-badin'olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy*;[*Gr. blasfemia, izahao 9. 3]" Matio 15:19

16. fijo
(
04/12/2007 23:33)
hay ve rehefa voaroaka tao amin'ny eglizy dia tsy azo arahabaina intsony koa e?????izany ve tsy ratsy be
17. ikaretsaka
(
05/12/2007 00:13)
manao ahoana letsy ra fijo bandy akama an!
misy tokao io le sekta kely ireny an..
vo miala ialahy dia na mifanena @ ialahy eny an-dalana aza ireo mbola adeptes ao @ io sectes io de tsy miarahaba an'ialahy

18. fijo
(
05/12/2007 00:36)
raha ny sekta dia fantako hoe manao toa io;"efa itako tany tamatave izay"fa ny katolika ve manao izany koa????