réveillon 2007 à Marseille

1. gasymarseille ( 29/11/2007 07:49)
Misy réveillon gasy ve eto Marseille @'ity fa mbola tsy naheno aho. Le ni-organiser t@ herintaona tany @ évasion ve mbola nanao ? Nahafinaritra kosa t@'iny.
répondu par xxx le 07/12/2007 17:47
2. xxx ( 29/11/2007 09:59)
Mbola mikarakara fety rizareo dia naka salle ngeza satria somary tery le t@ herintaona, dia any @ salon de la boiseraie 2 rue Gaston de Flotte any @ 12è, dia @'ity miaraka @APRIM rizareo no manao azy. Dia ny buche sy champagne offers ohatran'ny t@ herintaona ihany. Mihaona any isika e!
3. xxx ( 29/11/2007 10:03)
Marina daholo izany. Raha misy hanao réservation de ireto misy num : 06 03 61 57 13 ; 04 91 25 97 29 ; 04 91 51 67 75 ; 04 91 49 06 37.
Ny fidirana dia 45 € avec repas, ary raha soirée fotsiny dia 25 €. Tongava maro fa hilanonana isika
4. xxx ( 29/11/2007 17:30)
tsy zakagnay etudiants izany 45 € izany na dia maniry ny hisakafo aza agnay, misotra mampandre de mirary fety mafinaritra ho anizay hande na izany aza ô
5. xxx ( 29/11/2007 19:23)
xxx: tsy voatery 45euro no vosrotra fa raha te hande soirée fotsiny hono enao fa tsy misy kaly dia 25 euro izany hoe misakafo any atrano alohan'ny handeha
6. xxx ( 29/11/2007 19:57)
sakafo be ange no hohanina @'izany e!
7. fijo ( 29/11/2007 22:08)
izao dia efa manangona le 45€ ko
8. gasymarseille ( 30/11/2007 08:37)
dia any izany no fotoana @ 31 décembre.
9. fijo ( 30/11/2007 20:27)
ny katolika koa matetika manao fety milay ka
10. Faingoka ( 30/11/2007 22:57)
ny fanao anireny anie ry xxx, de mitondra tsaky ao anaty daba e, de ny soirée fotsiny no hidirana, sady ny buche sy champagne-n'ireo dakaimpotsiny :lol: hi hi hi ... fa zay alo hisakafo ao e, indre mande isataona ihany no mihinana an'ireny foie gras sy saumon ohatry t@ heritona reny
11. fijo ( 01/12/2007 00:14)
hafaka mividy ka
12. cutie ( 01/12/2007 00:40)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-11-2007 23:08:38
Lohateny : Re : réveillon 2007 à Marseille
izao dia efa manangona le 45€ ko

tonga de angony any ko any ahy :-D
13. kosmosy ( 03/12/2007 10:29)
da fety be ny reveillon'ny marseille,fa aiza ho aiza tsara le toerana mba ahafahana mihomana fa sao tara @ le champ's...??
14. xxx ( 05/12/2007 21:20)
Ilay toerana dia any @ 12 è akaikin'ny Lidl sy aldi ary tongan'ny tram. Salon de la boiseraie no anarany e
15. xxx ( 05/12/2007 21:33)
dia any indray isika izany no hilanonana koa
16. fijo ( 06/12/2007 22:39)
ao fa angoniko ny an'i cutie e
17. ikaretsaka ( 06/12/2007 23:19)
fijo:

izao dia efa manangona le 45€ ko



impiry manao paisha amin'ny kanety letsy ry lefijo vao hahangona an'izany le
18. fijo ( 06/12/2007 23:44)
raha milalao foana,azo herinandro io
19. kelly13 ( 07/12/2007 07:44)
xxx:

Ilay toerana dia any @ 12 è akaikin'ny Lidl sy aldi ary tongan'ny tram. Salon de la boiseraie no anarany e



ary refa hody v d mbola hahatratra tram iany? :°) zay mantsy ligne 11, :°):°)
20. Samoana ( 07/12/2007 14:30)
fijo:

ny katolika koa matetika manao fety milay ka


Tsy manao ny katôs @ ity araky ny vaovao reko farany kah! Tsy azo intsony ilay tanàna misy lakozia:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8388