Iza no ho merde (maire de ) Tana?
1. tezitra
(
21/11/2007 16:59)
Franchement on s'emballe les couilles, fa ahoana?
car des topics de ce genre incite ou favorise le communautarisme,
et les mer-de (maire-de) autres villes ny faritra sasany? c'est de la mer-de?
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
répondu par fijo le 23/11/2007 21:02
2. lemenakely
(
21/11/2007 17:53)
mbà adikao @ tent gasy mazàva tsara aloha ilay hoe on s'emballe les couilles e!
5. teamryan
(
22/11/2007 05:22)
Aamiko alo zay mbola tsy fantatra ny momba azy sy efa fantatra sahady fa ny laibany no akamany no merde eh.Fa ny maire amiko dia izay efa ita tao anatin'ny 8 volana fa nahavita asa mivaingana sy mahafa-po.
6. kiadi
(
22/11/2007 09:09)
tena tsy azoko!! raha miteny ratsy @ teny gasy de efa voahala eto @ serasera !! de ahona refa @ teny vahiny de tsy atao ninoninona?
sady amizay efa oe tsy azo atao teny vahiny ny eto fa teny gasy ihany
sady amizay efa oe tsy azo atao teny vahiny ny eto fa teny gasy ihany
7. reve
(
22/11/2007 11:40)
ka io tezitra io nge hono havan-dRATSIRAKA e! fa nga tsy fantatrareo? sady tena mahay teny frantsay be mahintsiny an! de izy ko hono metis gasy fa tsy tena vaza (safiotra)ha!ha! asa ary zao ra mba fantany ny dikany zavatra tenenin-tsika eto ?hi!hi!:?::idea::^)
8. Jeankely
(
22/11/2007 13:30)
Manana Prix Nobel io Tezitra io sady fanta-daza eran-tany ka. Io no tena merde
12. reve
(
23/11/2007 10:43)
"fijo": ary zay vo koboko fa hay tokoa ra tezitra io le bandy nomen-dratsiraka bours ref avy nasainy.......ny azy!!!!!!
15. Jeankely
(
23/11/2007 11:38)
Mbola milelaka ireo hatramin'izao ka izay no hanarahany ny momban'i Madagasikara ihany.
