punk
1. suzuki
(
20/11/2007 14:03)
ary tô mlafika anio punkpunk io daôl wa zao nsipa sy nkôfa reetra eto @ tanana e, mba tena maaraka an'io v reo sa mba manao n'oul de mba manao!!!.
Ary firy % ntanora gasy zao nmba n'tena manana fotopsainana ray (n'tiko kôzina hoe tsmanaraka 'ty moziknvaniptôna ty!!!).
Ary afaka kelkel zao halaza ndray n'gadona hafa, ka D jereo tsar fa any ndray rvendrana no mrona, ka D veloma ndray rpunk ah!!!, TENA MAMPALAHELO MITS
zay ry ponkyponky ah!!! :@:@:@

répondu par Rasiligaoma le 21/11/2007 04:02
3. ikaretsaka
(
20/11/2007 15:58)
izay io.. raha misy stars be izao dia manao style elvis... dia elvis aby indray no any...
raha misy john wayne de iny aby!
izany io e
raha misy john wayne de iny aby!
izany io e
6. bonbongasy
(
20/11/2007 19:35)
izay le fataorana ny tsy hitovy @ population
ka refa tsy manao izay ataon'ny rehetra de otran'ny tsy olona
ka refa tsy manao izay ataon'ny rehetra de otran'ny tsy olona
7. Rasiligaoma
(
21/11/2007 04:02)
raha fantatra ny tena antony hanaovana ilay zavatra fa tsy heo satria ranona manao dia mba hanao koa aho, dia izay no zava-dehibe!
mba lamaody misy hazon-ramosina,
fa tsy manao randrana tsy manendrika ny tena
mba lamaody misy hazon-ramosina,
fa tsy manao randrana tsy manendrika ny tena