Power point(pps) misy sary animés

1. zizi ( 18/11/2007 14:40)
Salama e. Hono ho'aho, sao mba misy afaka milaza ny fanaovana ireny power point pps misy sary animés ireny, (izany hoe ilay foronina manokana fa tsy ilay alaina amin'ny internet) ohatra hoe sarinolona na kintana na zavatra hafa mihetsiketsika(animès)ireny. Ilay soratra mihetsika haiko amin'ny commande izay atao fa ilay sary mihetsiketsika no tsy haiko. Mba toa tsara kokoa raha misy an'io. Misaotra mialoha an'izay afaka mamaly an'io.
répondu par aloalo le 20/11/2007 20:59
2. melody ( 18/11/2007 16:06)
dia rehefa mahazo valiny mahafa-po i zizi dia mba hilazao koa za e:wink:
3. zizi ( 19/11/2007 08:51)
melody, nahita hevitra aho izao tapaka maraina izao, nisy fanilovana dia nandramako dia nety. Izany hoe mitady sary efa animés amin'ny internet ianao dia sauver-nao amin'ny documents-nao, dia ataonao ny commande amin'ny power point dia raha sary animés dia mihetsiketsika koa amin'ny presentation-nao. Ilay manisy feon-kira mandeha amin'ny pages rehetra sisa no tsy haiko fa raha page iray dia mety fa raha vao page maro dia tapaka ilay hira na feon-kira. Mba andramo raha mahaliana anareo ilay sary animés. Misaotra antsika rehetra. Dia efa mirary fety sambatra sahady e.
4. melody ( 19/11/2007 12:25)
zizi: misaotra e, ao fa handramako ary o!:-*
5. aloalo ( 19/11/2007 21:38)
- ery @ "diaporama" dia sélectionner o ny "transition"
- dia misokatra ny volet office (havanana)
- dia klikeo ny "appliquer à toutes les diapositives" rehefa avy nampiditra ny hira enao,

sinon afaka asinao effet son ny sary, dia ny "jeux d'animations" indray no fidina eo @ ilay "diaporama"

tsy aiko na zay no ilainao na tsia
6. zizi ( 20/11/2007 06:54)
Misaotra e, de jerena indray aloha io. Mbs tiako mantsy ilay manao invention personnelle na dia misy betsaka mahafinaritra aza ao amin'ny internet.
7. aloalo ( 20/11/2007 20:59)
zay anie ny tarigetra e, nanao diaporama zay aho, nasiako la neige eny analakely, somary insolite ilay izy;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052