fa inona no antony anesorina ny dinika soratako azafady
1. xxx
(
18/11/2007 10:42)
fa inona moa no antony anesorana ny forum ataoko eto samy gasy fa aza de ty tena eh! za nga miteny
ratsy fa tsy zava-misy no lazaiko
ratsy fa tsy zava-misy no lazaiko
répondu par heidi le 18/11/2007 17:48
4. melody
(
18/11/2007 16:04)
havereno indray mande dia somary hovay kely ny fanazavanao azy fa misy antony ao e:)
5. ikaretsaka
(
18/11/2007 16:13)
raha dinika nanompa namana sns.. dia possible voafafa
raha dinika ohatra hoe any @ resaka sakafo no napetrakao nefa resaka politika dia possible hoe nafindra any @ sokajy mendrika azy

8. heidi
(
18/11/2007 17:14)
xxx:
fa inona moa no antony anesorana ny forum ataoko eto samy gasy fa aza de ty tena eh! za nga miteny
ratsy fa tsy zava-misy no lazaiko
raha ianao kosa aloha ilay harinah dia ilay dinika napetakao tsy mendrika ny hipetaka ato amin'ny fourm e! tsy nanompa ianao fa efa hoatra ny manompa sy manoso-potaka ny namana vakio tsara ny lalàna.
9. heidi
(
18/11/2007 17:48)
2. Momba ny fitondrantena
Ny forum.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.
Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana. Ny hafatra mandeha moa dia azon'ny mpitantana ny manala azy araka ny fitsipika voalaza etsy ambany.
Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana.
tokony namaky an'ity aloha raha ianao no harinah.