Ravalomanana:asa fa tsy kabary!
1. ronaldo09
(
16/11/2007 10:28)
Ny Alakamisy, raha nitsidika tampoka ny Faritra Atsinanana any Toamasina sy ny Faritra Diana any Antsiranana ny Filoham-pirenena dia nanambara fa hisy fanavaozana ao amin’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena.
Tamin’izao fitsidihana izao mantsy no nihaona tamin’ireo tomponandraikitra rehetra ara-miaramila ny mpitondra fanjakana tany an-toerana. Ankoatra izany, nolazainy fa tsy handeferana ny mpanao ratsy ary tokony hiara-hihetsika ny rehetra hanenjika azy ireny. Notsindriany fa vola be no tsy miditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana amin’ny halatra ataon’ny vahiny amin’ny resaka jono sy ny harena an-kibon’ny tany.
Nanome baiko ihany koa ny Filoha Ravalomanana mba hiarovana ny vahoaka sy ny fananany. Toy izany, ho an’i Toamasina, ny filazany fa tokony hojerena ny vadin’ireo miaramila. Fa mbola tany Toamasina ihany, nidera ny mponina any an-toerana izy amin’ny fiarahan’izy ireo mientana ka nampiova an’ity renivohitry ny Faritra Atsinanana ity.
Nambarany mantsy fa niova i Toamasina. Mbola nanentana moa izy mba handray andraikitra ny mponina manoloana ny fampandrosoana iaraha-manao. Niaraka taminy tamin’izao fitsidihana izao ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena izay nilaza fa hijery akaiky ireo miaramila .
Zany tokoa sady mamporisika ny vahoaka,manavao izay efa tonta manatsara izay ratsy !
Ravalomanana :asa fa tsy kabary!

répondu par Jeankely le 22/11/2007 13:39
2. baraingo
(
16/11/2007 11:02)
marin 'zany nef mbol very enao rà izany. aza varimbarin'lavitra ka tsmahita ny anbanmaso e!!!!!!!!8O
3. bazylou
(
16/11/2007 20:49)
asa fa tsy kabary ,,hmmmhm
izaho tsy hiteniteny fa fenoiko ny paosiko ann!! dia avy eo aho milaza hoe iry zatsy na zaroa.:roll::roll::roll:

7. didieravalo
(
20/11/2007 12:08)
asa fa tsy KABARO :roll:, sady ny asa betsaka eran'i M/car . Ny andaniana azy ndray no tsy hita .
9. reve
(
22/11/2007 11:58)
nena tsaramaso no tiko fa za tsy ty kabaro zany!am zay mipopoka tsra ny kandra!;-):-P:°)