Te ho lasa mpilalao mendriky ny taona 2008 i Robinho!
1. ronaldo09
(
16/11/2007 10:19)
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho!
Nandritra ny valandresaka nataony tamin'ny mpanao gazety tany @ région Teresopolis, 80 km miala an'i Rio de Janeiro dia nilaza ny lehilahy fa tanjony ny ho mpilalao mendriky ny taona 2008 ,ny taona 2007 moa araka ny nolazainy dia ny mpiray tanindrazana aminy Kaka no mety hibata izany ary ny taona 2008 no andrandrainy!Sarotra hoy i Robinho ny manatanteraka izany nefa kosa azo atao tsara.
Raha tsahivina dia anisan'ireo mpilalao nisongadina ity Robinho ity tato ho ato raha tsy hiteny fotsiny an'ireo baolina roa tafidiny nandritra ny CL ary mbola roa ihany koa no tafidiny nanoloana ny Majorque!
Mirary an'i Robinho hahatanteraka ny fikasany!

répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:26
2. Balack
(
19/11/2007 08:28)
Izy kosa klo de tena mbola ao anatin-ny fahatanorana sy ny heriny mihintsy e!,ka tsy sarotra aminy ny handrombaka an-zany @2008.Raha tsy misy azy zao i RM t@ reny cl reny de tena voa mafy.Koa de mirary azy koa ny tenakoe!
4. salmo1
(
19/11/2007 09:03)
Messi no favo leisy a, favo indrindra manerantany. Biskleta no mba hainy robinho eny ambony kianja. Cesc Frabregas ny Arsenal aza mbola favo noho i robinho.
Ka tsy hisy hifandirana intsony.
;-)
Ka tsy hisy hifandirana intsony.
;-)
5. ronaldo09
(
27/11/2007 09:33)
Ny an'leity koa ange dia i Real Madrid mihitsy no tsy levon'ny vavoniny fa tsy de hoe i Robinho e!
6. NathanScott
(
28/11/2007 00:26)
ny ahy indray d i steven gerrard no tena hitako hoé joeur polyvalent. mavita mitazona ny poste rehetra, mainga any @ arriere kan hatrany @ attakan. domage fa tsy manao euro 2008 i angleterre. any @ champions leag manal azy e