Ny Vary
1. soanja
(
16/11/2007 07:10)
Ny vary dia foto-tsakafon'ny Malagasy.
Mba misy afaka manome ahy hevitra ve ny momban'io zavamaniry io amintsika Malagasy ankoatran'ny mahasakafo azy na mahasakafo azy.
Inona avy ny sarinteny tian'io ampitaina amin'ny mahazavamaniry azy ary ahoana ny ifandraisan'izany amin'ny mahaMalagasy antsika izay mihinambary tokoa.
Efa namaky ny ohabolana isan-karazany ato aho ary tena isaorako be dia be an'ireo izay nanantontosa izany saingy tiako hojerena raha mbola misy zavatra mety tsy hitako momban'ny vary sy ny filozofia Malagasy na taloha na avaizo mifandraika aminy. Marihako fa betsaka amin'ireo ohabolana ireo no tsy azoko, nanantena fanazavana aho kanjo vitsy ny misy.
Misaotra mialoha.

répondu par soanja le 17/11/2007 04:54
2. ikaretsaka
(
16/11/2007 15:54)
azo atao koa hoe ny vary di anamana, ary karakaraina fatratra...
jereo fotsiny ny fikarakarana ny vary
jereo fotsiny ny fikarakarana ny vary
3. pifa
(
16/11/2007 17:01)
Karazana fambolena nampidirina teto amtsika hono ny vary fa tsy fanaon'ny olona fahiny elabe (plus que vazimba angamba). Tsika ko pays tropikaly, be orana, mora rano, de mety be le vary.
Fantaro nefa fa ny taty ampovoan'tany no tena namboly vary, de aveo dôly zany ny ohabolana mifanaraka am'vary no nivoaka. Ny any anindrana sasany kosa tsy de nanao vary; antony maro: toetr'andro (cas Toliara, Sud Ouest,...), fihariana hafa nampiditra harena (jono,fiompiana, ...), tsy fandriampahalemana (jirika, totakely,...)
[tsy de tsara le valiteny fa niezaka mba namaly fotriny:wink:]

4. booboo
(
16/11/2007 17:12)
Mivoana @ valinteny tadiavin'i Soanja fa mikasika ny vary ihany f'aza tsiny...
Misy angano zay mitantara ny nidiran'ny vary voalohany indrindra tany M/kara...fa tsy tadidiko intsony :oops:.
Ny angano momba an-dRapeto ( tsy Darafify a ! ) kounkou misy ifandraisany @ nidiran'ny vary tao am-povoan-tany fa mbola tafaran'io angano iraika tsy mety tadidiko io raha ara-chronologie...

5. ikaretsaka
(
16/11/2007 17:15)
pifa> ny any @ irenytany mafenafena ireny ary no moanao vary an-tanety be ko! vas tsi/didy, maintirano.morafenobe...
iny Tampon'i horombe iny koa vary an-tanety be mihitsy

7. soanja
(
17/11/2007 00:44)
Misaotra antsika rehetra nandray anjara nanampy. Tena saika hadinoko tokoa ny nilaza fa nentin'ireo mpandeha sambohazo ny vary fa tsy nanana isika talohan'io.
Ny hoe ahoana zany ny vary any atsimo koa mila resahina satria tsy mitovy amin'ny manam-bary be any Alaotra ny valeur-ny vary any atsimo fa mety hafa ve? Mamiratra kokoa ve hoe na hoe mana-danja na matsiro kokoa satria hamatra lava.
Misaotra an'Ika momba ny filazana ny vary an-tanety. Ny any aminay moa mitsonjo vary fa tsy mijinja dia efa azoko resahina tsara io.
Bizz doly ary.:-*:-*:-*:-*

8. ikaretsaka
(
17/11/2007 01:28)
dia tadidio fa unity ana measure koa ny vary..
vary 1 venty, vary 7 venty, , vary 1 vilia, karama vary masaka..sns...!
tsy misy valeur nohon'ny omby aloha ny vary any atsimo any e, izy koa manana altenatives maro. Balahazo, tsako, sns... fa mihinana izy ary luxury ny vary any!

9. soanja
(
17/11/2007 04:54)
ikaretsaka:
dia tadidio fa unity ana measure koa ny vary..
vary 1 venty, vary 7 venty, , vary 1 vilia, karama vary masaka..sns...!
tsy misy valeur nohon'ny omby aloha ny vary any atsimo any e, izy koa manana altenatives maro. Balahazo, tsako, sns... fa mihinana izy ary luxury ny vary any!
Misaotra indrindra.:-*:-*:-*(l)