lasan TIM ny tanàna

1. suzuki ( 14/11/2007 09:50)
ao r'zareo ty tany anjakan'olotokana ity. efa miomana ando hetra isandà rzalà. ny kso snelika ko zao efa hoandoavanlà hetra. ok e!!! D korazy e!!!, zany nfiainana
répondu par teamryan le 22/11/2007 16:26
2. sarobidy ( 14/11/2007 11:15)
d korazy zany kouh
3. Jeankely ( 14/11/2007 11:58)
Aleo mihintsy ho lasany ambongadiny rehefa tsy alehany ianao. Ny tsy alehany maka sisiny.=))=))=))
4. agoago ( 14/11/2007 14:18)
Aninkeo mihintsy aho vao nahita tao anaty gazety, dia niteny fotsiny hoe "Oadray!", manao logements sociaux ta@ vola azo dans le cadre initiative PPTE izao fitondrana izao dia any vatomandry, any vohidiala, any imerinkasinina.
Ry zareo ary no lanin'ny vahoaka eo koa inona ny ataonao e .Fa ny zavatra azo antoka kosadia izay rehetra nanan'ny niandohany tsy maintsy mbola hanana ny hiafarany.
5. Rojoukel ( 14/11/2007 18:04)
De andao ary hitsoraka any anaty rano daholo e ! de aleo ny TIM rery sisa no avela eo. hi hi hi
6. fijo ( 14/11/2007 20:39)
izy aza mba manao aloha ko.
7. Robert ( 15/11/2007 01:53)
Io no alehany rehefa miady an-trano ny mpanohitra..
Tsy handroso mintsy isika raha ohatra izao no fiainana ara-politika....
8. xxx ( 15/11/2007 05:57)
Marina fa izy no lanin'ny Vahoaka fa mba diniho kely aloha ny zavatra ataony fa vao faly manenjika an'i suzuki nareo eh.Tsy haiko aloha ianareo na miasa na tsy fa dia efa mampalahelo ny zavatra ataony eh.
1- Asondrotra ny hetra izay alaina amin'ny Karama
2- Asondrotra ny TVA izay 18% averina 20%
3- Misondrotra ny 15% Ny jiro
Dia mbola hitanareo fa mbola mahavelona ve ny karama izay raisnareo sy izay mbola fisondrotan'ny frais rehefa kelikely ?
Ary ny mpivarotra izay madinika indrindra ary mbola angalana hetra, mba mieritrereta ihany aloha vao faly manao eso teny olona ianao ry Jeankely. Ianao angamba ilay paka 19any aminy o
9. nanipa ( 15/11/2007 06:34)
Eh, tena tsy misy fika mihitsiny e!!!
Misy olona mananihany ny fomba firesahanao aty....anefa dia tsy maintsy miharitra satria mahasoe ny hijanonana aty e
Za zao tena malahelo an'ilay gasikara mihitsiny:(
10. ravatorano ( 15/11/2007 10:35)
zalah zao e :
tonga ny fifidianana lisany tsy mifidy fa avelan'ny lisany ho an'ny tim daholo ny vato
d rehefa lasany daholo ny vato dia lazaina fa manjaka tokana izy nefa lisany tsis nifidy ilay mpanohitra ny tim satria tsy tianareo koa ilay tsy tim dia aiza ary izany
zao ho avy indray ny fifidianana ben'ny tanan dia aza mifidy ihany sady iza koa no hofidian'lisany eo afatsy ny tim satrai ny mpanohitra ny tim ngah nisy sahy nilatska ka na manao indépendant aza ireny tsy ho tafa e dia ho lasan'ny tim indray zany zao ny 98%n'ny ben'ny tanana dia ahona indray !
marina fa tsy tong alafatra izao fitondrana izao ary tsy mitsahatra misondrotra isann'andro ny vidin'ny baril amin'ny solika nefa ho anay mijaona aty dia kourazy foana e !
zahay aza mahataty matoa tsisy sahy mihetsika kouh
sa tsizany zareo ah !
11. bazylou ( 15/11/2007 11:13)
tsy raharahanay fa ianareo ihany no tia hamely azy sy hifidy azy eoo8-)8-)
12. Jeankely ( 15/11/2007 14:39)
Tsy miraharaha ve tena dia hanaraka isaky ny mihetsika? Efa hita izao fa malahelo mafy koa wawawa eo indray. Bazyl miondrika
13. reve ( 22/11/2007 12:18)
ka aleo ho TIM daholo eo e! fa nareo reo ve marary saina e! sa de hoe fitiavana te hiresaka ato am forum fotsiny , avereno ndray DEBA de samy ahita ny vokany, sa iza ndray re e ? fa nareo ve miheritreritra fa ra hafa ny eo de tsy ho feno azy koa ny ambaratonga rehetra eto am tanana ???? mba valio hoe? aleo le ol hanao ref izy no eo tsis ny tonga lafatra! fa ref tonga ny fifidianana de tongava mifidy manova ref tsy faly!
14. Jeankely ( 22/11/2007 13:20)
Allo reve an!!! Reveo fa manja e!!!
15. teamryan ( 22/11/2007 16:26)
Ela lty mampme be r suzuki ah.Ary ela favy an.Sady ridicul be ela ngamba le ao antin'ny kiso sy ny alika=)).Sa tsy zany ry reve sy jeankely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703