viva Tuléar!!!

1. nirijimka ( 12/11/2007 07:17)
hihihi
répondu par fijo le 20/11/2007 21:54
2. ari.malala ( 12/11/2007 07:54)
nirijimka, itondray voandalana e!
3. Darlin ( 12/11/2007 07:59)
nirijimika> dia miandry izay sarinareo izany zahay e! na dia hoe tsy nitondranao voandalana aza za.:D:D:D

miam b foana e!
4. nirijimka ( 12/11/2007 09:48)
hihihih, ny an'ireo to sipa reto dia tsy misy afatsy zao voandalana zao foan tssss!
efa any @ pata any , fa lery zao mety nahavimbina, za mandalo kely eto fotsiny de mboal hiverina any @ week end koa! mbola tsy namokatr any ahy ny lalana, donk tsy misy voany!
5. sarobidy ( 12/11/2007 11:25)
avohay i pata :-D
6. ari.malala ( 12/11/2007 11:58)
sarobidy:-D:-D:-D:-D:-D
7. sasa ( 12/11/2007 14:09)
aiza i pata e! any hono ny voandalana koa
8. hery ( 12/11/2007 14:41)
Ary izaho koa vao avy tany zao fa tsy nahita an'lisany.

Efa eto Fianara indray izao e :-)
9. xxx ( 12/11/2007 15:10)
ary kety mitety tanàna koa ange i hery izany e! hararaoty ihany aloha fa rehefa tonga aty anie ka manogtika fotsiny sisa e!:°)

nirjimka: mba niaona tamin'ilay sakaiza mahafinaritra any isalo ve toi???! kitjo io:wink:
10. lo ( 12/11/2007 17:15)
nix sy pata aa, renay ny akony ee :D
11. xxx ( 13/11/2007 10:35)
xxx :-*:-*:-*:-* i kitjo toa hoe any Maurice sa efa tonga izy akia
12. xxx ( 13/11/2007 16:23)
xxx: ekany tokotrany moa hoe ho any izy !!!izy hitako tao amin'ny air mad izay no nilaza fa hanamboatra passeport.....merci an!:-*
13. fijo ( 13/11/2007 21:47)
tsy efa nody ve izy izay e
14. sasa ( 14/11/2007 04:17)
tokony ho efa ho tonga izy izay koa.
15. fijo ( 14/11/2007 20:25)
mety efa tonga ngamba ka
16. xxx ( 14/11/2007 20:30)
tena efa tonga mitsy zay ka!
17. fijo ( 14/11/2007 20:36)
antsoy izy de hay e
18. lo ( 17/11/2007 12:14)
inn toko ny tonga e
19. fijo ( 20/11/2007 21:54)
hi hi hitara indray ra lo le;i kitjo letsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.232