TE HO RAPANANA RAHAMPITSO HONO IZY

1. endrika01 ( 11/11/2007 11:46)
De inona zany no atao?eo an-tanana tsy misy
Ha!? ka tsy aleo ve mampihorohoro é,de inona hono no tombotsoa?Aleo ry reto henjehin'ny eritreritra toy izay henjehin'ny omby masika,aiii,aleo henjehin'ny
omby masiaka toy izay henjehin'nyERITRERITRA.(l)(l)(l)(l)(l)(l)
répondu par Vitsikakely le 16/12/2007 13:43
2. xxx ( 11/11/2007 12:33)
aiiii! aiiiii! aiiii
3. tsiambaratelo ( 11/11/2007 12:55)
Za kou mbô te ho rapanana,de inona
zany no atao?:lol::lol::lol:
4. xxx ( 11/11/2007 14:47)
manao revingadra mandritra ny ora iray anie dia efa ampy e!
5. niryna ( 11/11/2007 22:34)
:roll:
6. Kwasi ( 12/11/2007 10:34)
raha raisina @ ilay hoe 1 andro=arivo taona dia aza kivy fa marina io. Tsy mila miandry rahampitso akory aza fa afaka ora vitsivitsy fotsiny:wink:
7. niryna ( 13/11/2007 05:45)
tsiambaratelo:

Za kou mbô te ho rapanana,de inona
zany no atao?:lol::lol::lol:


mifaly amin'izay kely eo am-pelantananao dia tsy misy afaka mividy izany fifaliana izany fa hianao irery no mpanana amin'izay fotoana izay.Tsy afaka amidiko aminao hoe ny fifaliako na ohatrinona na ohatrinona.:D
8. endrika01 ( 13/11/2007 11:44)
message
ka raha faly fotsiny anie
tsy maha-rapanana é,za zao faly ohatra za anefa tsy nmanana,afa-tsy skobido de na mande eny @ ville aza jerijeren'ny olona be mihintsy!!!!!!!:lol::lol::lol:
9. ikaretsaka ( 14/11/2007 03:16)
tsiambaratelo:

Za kou mbô te ho rapanana,de inona
zany no atao?:lol::lol::lol:


matory, io ihany no hitovizana @ mpanakarena hono
10. tsiambaratelo ( 14/11/2007 20:18)
Ny torimaso tokoa zany no hitovizana @rapanana?Ndeha hatory ary aho fa efa@11ora alina izao any Dago!!!De rapitso maraina ahoana???De manao revy \"valala eny an-danitra ve dia hasiana sira\"???
11. achrafhanna ( 25/11/2007 09:51)
raha te ho rapanana rahapitso ianao dia ampiasao ny sanrinao,sy ny hatsembohanao,tsy hoe hoentina hanaovana herisetra akory,fa hoenti-miarina ny lehilahy tsy boka herintaona ,sa tsy izany ry zareo aaaaaaa,na mamafa lalana aza ataovy fa kandra.8)8)8)8):D:D:D:D
12. endrika01 ( 09/12/2007 12:57)
Za aloha mba tena,te hahazo vola be ami'le lokalokam-bazaha ireny é,jereo angé eee,any an-dafy any mahazo fonafona ny any,fa ny eto mada:arrow::idea::?:
13. namana2008 ( 10/12/2007 13:37)
aza manao ariary zato ampandriana oa. misy olona tsy manana afatsy CEPE nefa manakarena satri mahay mikarataka. misy olona manapahaiza GLADY BEUU nefa tsy an'asa. ka mahaiza mitsikeraka ary mahaiza mifaly amze hananana. aza mfaninana am ngetroka fa fan eo. ze hapangetroka atao fa aza ny anazy no tsiriritina.
14. endrika01 ( 10/12/2007 15:08)
Hoy i namana2008 teo hoe,aza manao ariary vato am-pandrina,ariary zato kay mou.Da\'toanay lou ngetroka be e,izy tsy mba nanana na CEPEaza.Ny zvt nataony nahalasa ngetrok\'azy?Fianakaviana tsy de nanana ny ray aman-dreniny,taloha hono misy lay mitety café @le siny hoatran\'ny fanondrahan\'anana ireny. Tantara tena marina izy ity,afatra atao tapatapany kaopy ny café de ao @lay mpivaro-mofo hiatohany café mba mamatra somary ambonimbony ny tapany ihany!!!De tetezina eny@reny mpitondra saretikely sy posiposy ireny, Ariary sy ariary 2 no natambatambatra,tapa-mangahazo kely hatrany an-trano no solon-tsakafo mandrapahariva ny andro,izy miits no mitantara(da\'toanay). Mafy zany hoy izy saingy niaretana,ny tongotra tsisy kapa,ny sakafo ambany foatra,ny havizanana...De zay ny zvt nataony nihanitombo sy navadibadika dia lasa nanana restaurant be izy eto TANA sy any ANTSIRABE,ny zanany 3mianadahy samy manana fiara daholo.Ny zanako hoy izy tsy tiko hiafy hoatr\'ahy t@ fahazazako.
15. Bafota ( 10/12/2007 16:31)
Torimaso hono no itovizana am'mpanankarena,tsy marina io,izaho mahita deba be ao an-tanananay fa tena mahia kely lery nefa deba an!Tsy matory mahintsany daga fa sao tongavana terorista hono,alika am'zany mihoatra ny 20 de raha vao maneno ireo de mivoaka i lery,nefa ireo maneno foana na dia mifandona kely fotsiny aza fa bobaka loatra
16. endrika01 ( 11/12/2007 18:36)
Tena marina ve ry Bafota?Mampalahelo zany le ra-namana,ka mafy kosa vao tonga teo @ io tanjona io.Afa-tsy hoe nahita lalana hafa lery,de enjehin\'ny eritreritra,ratsy be io eritreritra manaraka io.Raha manana ianao ka mahay mizara ny kely eo aminao tokony tsy hiompy alika miitsy satria ireo olona hampianao ireo koa ,dia tsy maintsy hanampy anao@andro sarotra.Tsy hoe tolorana fotsiny zany an,omena asa,ampindramina vola ahodina tsy asiana zana-bola.Misy de tena tsy mataho-tody manambana@basy, ny sasany aza tena mamono,tsy hita é,aleo mihinana...Toy izay hena be arahan-dromoromo.
17. Vitsikakely ( 16/12/2007 13:43)
Aleo ihany mahantra hoatran'ny vitsikakely ry endrika a,matory dia lay ra-panana,izay no hitovizana
@mpanana,izy ireo mahantra torimaso.:idea::idea::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1651