Tonga aty Europe, dia aiza?
1. voa
(
10/11/2007 12:28)
Misy orinasa mandefa ankizy aty Europe. Ahoana no fandehany ireny? Lalana mazava ve? Iza no efa manana expériance?
Misy Nièce-ko kely zao niantso ahy vetivety Allemagne aho no mipetraka. Tafavoaka any Gasikara izy ary miara miasa @ Entreprise. Vao 2 Jours zay. Tsy manana ny Adresse-ny aho.
Nilaza fotsiny izy fa Visa de 3 mois no azony. Ny frais sy ny engagements rehetra dia nifanaraana t@ Mpampiasa fa zany "Prime" izany fotsiny no azony 2 fois/semaines aloha en attendant....
Lasa be ihany ny fisainako sao misy mba afaka manoro hevitra ahy eto?????

répondu par sitlo le 18/11/2007 03:51
2. rafano73
(
10/11/2007 17:48)
O ry voa a,izy aza zany efa we niecenao,d mbola aiza ko ny sopapa ankotran'zany ,anontanio izy,misy koa anie izy ireny na d fianakam's aza tsy iteny we iklandy ee,fa samy mifanafina eny lol,zay fa anontanio izy satria izy no nahalalanao an'zany,d bon courage nao ee
3. voa
(
17/11/2007 09:10)
[quote=rafano73]
.....
Mety tena sahirana i Kala aty satria tsy nitelefona ahy izy efa 10j izay. Tsy itako izay ho atao. Nandefa Mails maro ho azy aho. Tsy misy mivaly. Tena tsy manambola angamba i Kala any izay. Sahirana be ny lohako mieritreritra izany.
Faly kely ihany anefa aho fa hoe nanao dia iray @ fiainany izy mba ahahleo tena sy andray andraikitra eo @ ity fiainana ity.
Tsy mora ny miaina....

4. sitlo
(
18/11/2007 03:51)
Mandefasa ihany hafatra mankahery na dia tsy mamaly aza izy fa tena sahirana mihitsy angamba izy. Eo aloha ny fihovan'ny fiarahamonina, tsy eo ireo namana fakana hevitra fahiny sns. Nefa etsy ankilany ny asa ...
Tsy tia handefa hevitra ratsy aho fa tena tohano akaiky izy raha possible. Na dia amin'ny hevitra fotsiny ihany aza.