Tena tian'ny mpampiasa ny asan'ny gasy!
1. niryna
(
09/11/2007 21:37)
Maro no zavatra hitako fa mahafinaritra ny mpampiasa ny asantsika gasy.
Inona hoy hianareo no mety mahatonga izany?
Misaotra mialoha :D

répondu par zoukimi le 16/08/2008 00:01
2. sarobidy
(
10/11/2007 07:44)
Finaritra ny mpampiasa antsia gasy satri tsika ôtran'nny mora fetsena tsika gasy kouhhh :oops: mody dokadokafana kely de takninna
3. xxx
(
10/11/2007 10:38)
Ny asa gasy ve ,... mampieritreritra ? Asa izay any ivelany : Europe , US , etc...Fa raha raha ny eto Mada aloha dia saiky mikolay daholo , indrindra fa amin'ireo mpanao trano . Sady manao asa kitoatoa no mpisoloky . Vao mahazo avance dia iny izy no tsy hita intsony...
4. soanja
(
10/11/2007 11:48)
xxx:

Ny fahitako azy aloha raha ny ao Mada dia ny resaka organization sy management-ny fampiharan'asa no tsy ampy. Zany hoe ny fanjakana no mila maka andraikitra manamafy ny fisian'ny famitan'asa ara-dalana. Tokony hisy system matanjaka mifandraika amin'io.
Raha te hanorina trano ianao dia tokony ny fanjakana no hijery voalohany hoe manana alalana sady nianatra io fananganana trano io ve ilay olona hirahina na karamaina sa te hanorina trano mora ianao nefa tsy te ho very vola.
Eo anie no tokony hivaly ny hatsembohana tamin'ny fianarana e. Izay nianatra ny tandrify azy dia tokony hahazo asa mifanaraka amin'izany sy karama mifanaraka amin'izany.
Valid daholo amin'izay na ny asa mafy ezaka tany ampianarana ary ny fampiharana azy eo amin'ny fiainana. Mazoto hianatra ny tanora noho izany.
Izay nahita fianarana momban'io ohatra raha izany dia hiezaka hanatsara ny zavabitany satria izy no ho voroiroy na hahazo lagy amin'ny fanjakana ihany raha sanatria ka nanao asa ratsy. Azo atao ny mitory raha tsy nahavita ny asa takiana ny olona mpandraharaha iray.
Ny zavabitanao no image hitan'ny hafa momba anao.
Fa saingy raha mbola tsy mipetraka io system io dia zava-poana ny zavadrehetra.
Raha ny aty an-dafy indray ny fahitako azy , indrindra ny aty US dia American Dream no anton-dia aty. Ka asakasak'izay tsy hanararaotra ny anjara soa nomen'Andriamanitra azy.
5. sarobidy
(
10/11/2007 12:13)
xxx: zay aloha de fomban'ny gasy e, mahazo avance de lasa izao, tsita intsony, tsy trano iany, fa am sehatra rehetra :(
6. niryna
(
11/11/2007 21:30)
sarobidy:
Finaritra ny mpampiasa antsia gasy satri tsika ôtran'nny mora fetsena tsika gasy kouhhh :oops: mody dokadokafana kely de takninna
:D aiza kosa e,tena manao ny asa amin'ny fo isika fa ny sasany lava-lamosina ka.Sady ny mahagaga,lazainy fa mahiratra a! Sady afaka mamoromporona zavatra ihany koa indraindray.
7. niryna
(
11/11/2007 21:44)
xxx:
Ny asa gasy ve ,... mampieritreritra ? Asa izay any ivelany : Europe , US , etc...Fa raha raha ny eto Mada aloha dia saiky mikolay daholo , indrindra fa amin'ireo mpanao trano . Sady manao asa kitoatoa no mpisoloky . Vao mahazo avance dia iny izy no tsy hita intsony...
Mbola mahay asa tanana lavitra mihitsy ny gasy raha oharina ny olona any ivelany ka,sady ratsy ny an'ny sasany no lafobe ny asa-tanana.Zavatra kely fotsiny dia vola daholo.
Tsy dia misy misoloky kosa aloha fa ilay olona tsy manana asa no mihenoheno eny amin'ny arabe eny dia tonga ny fiara maka azy ireny hanao trano e.
8. niryna
(
11/11/2007 21:50)
sarobidy:
xxx: zay aloha de fomban'ny gasy e, mahazo avance de lasa izao, tsita intsony, tsy trano iany, fa am sehatra rehetra :(
Dia vao maika anie izany misoloky dia tsy ho tafita mihitsy e.Tena feno tokoa ilay olona misoloky.Vokatry ny tsy fananana ve ? na ny mangalatra? Mety ny tsy fananiny tokoa angamba,saingy misy indray ireny olona efa zatra mandray ireny ny tanany na dia mpanan-karena aza izy dia mangalatra,mitondra hety dia tapahany ny etiquette amin'izay alainy na akanjo ity na kiraro na inona na inona e.Any amin'ny mangazay lehibe sy lafo vidy izy no mandeha ary olona tena vedette be izany a.
Ilay fanaovana kitoatoa koa aloha dia misy tokoa e,saingy raha aty ivelany dia misy fomba atao ary matetika tsy mahazo manao zavatra raha tsy efa mahazo alalana,misy mitory ary dia tonga tokoa ny fanjakana manome sazy.Na manao inona izany na inona tsy maintsy manana licence daholo vao afaka manomboka.
9. niryna
(
11/11/2007 21:56)
soanja:
xxx:
Ny asa gasy ve ,... mampieritreritra ? Asa izay any ivelany : Europe , US , etc...Fa raha raha ny eto Mada aloha dia saiky mikolay daholo , indrindra fa amin'ireo mpanao trano . Sady manao asa kitoatoa no mpisoloky . Vao mahazo avance dia iny izy no tsy hita intsony...
Ny fahitako azy aloha raha ny ao Mada dia ny resaka organization sy management-ny fampiharan'asa no tsy ampy. Zany hoe ny fanjakana no mila maka andraikitra manamafy ny fisian'ny famitan'asa ara-dalana. Tokony hisy system matanjaka mifandraika amin'io.
Raha te hanorina trano ianao dia tokony ny fanjakana no hijery voalohany hoe manana alalana sady nianatra io fananganana trano io ve ilay olona hirahina na karamaina sa te hanorina trano mora ianao nefa tsy te ho very vola.
Eo anie no tokony hivaly ny hatsembohana tamin'ny fianarana e. Izay nianatra ny tandrify azy dia tokony hahazo asa mifanaraka amin'izany sy karama mifanaraka amin'izany.
Valid daholo amin'izay na ny asa mafy ezaka tany ampianarana ary ny fampiharana azy eo amin'ny fiainana. Mazoto hianatra ny tanora noho izany.
Izay nahita fianarana momban'io ohatra raha izany dia hiezaka hanatsara ny zavabitany satria izy no ho voroiroy na hahazo lagy amin'ny fanjakana ihany raha sanatria ka nanao asa ratsy. Azo atao ny mitory raha tsy nahavita ny asa takiana ny olona mpandraharaha iray.
Ny zavabitanao no image hitan'ny hafa momba anao.
Fa saingy raha mbola tsy mipetraka io system io dia zava-poana ny zavadrehetra.
Raha ny aty an-dafy indray ny fahitako azy , indrindra ny aty US dia American Dream no anton-dia aty. Ka asakasak'izay tsy hanararaotra ny anjara soa nomen'Andriamanitra azy.
Marina tokoa izany ,sady ny tany efa nariana, ny aty indray ve no atao ho tsirambina :D
10. niryna
(
11/11/2007 21:56)
Efa naheno tokoa ve hianareo fa misy hono gasy manana toerana fiasana ary izy no lehibeny? Aty ivelany io an,tsara-fanahy be hono izy ary rehefa tafiditra dia mitondra faisana daholo ny gasy rehetra ao aminy? Tsy omeny izay tombotsoa tokony ho azon'ilay mpiasa gasy izay mitovy ny an'ny vahiny?Tena tofoka tanteraka ny rehetra?
Ary ny hoe miara-miasa amin'ny samy gasy koa hono dia misy maka 19 any amin'ny mpampiasa ny sasany?
Mitombona ve izany ry ireto?:roll:

11. sitlo
(
11/11/2007 22:07)
neih,
arakarany io, fa raha ny ankamaroan'ny mpiasam-panjakana aloha dia tsy mamely mihitsy.

12. xxx
(
11/11/2007 22:25)
sitlo:
neih,
arakarany io, fa raha ny ankamaroan'ny mpiasam-panjakana aloha dia tsy mamely mihitsy.
neih,tena nisy miavonavona be ireo taloha.Tsy ny rehetra akory rehefa hidirana birao.Taty aoriana vao nifandray ny tsy mpiasam-panjakana sy ny malagasy mpiray tanindrazana aminy.Teo vao nanomboka ny fanasana ny gasy rehetra rehefa misy fety.Mbola misy ihany anefa ny manana toetra :cry:
13. niryna
(
12/11/2007 23:02)
xxx::cry:

14. zoukimi
(
16/08/2008 00:01)
Ny mahatonga ny vahiny tia ny asan'ny gasy dia satria noho isika tsy very mandeha mihintsy @ zavatra atao fa tia karokaroka, mba hampitahao anie ny asanao sy ny asan' io vazaha akaikinao io e!!! Tena raha izaho manokana aloha no mandinika de tena kitoatoa sy tsisy filaminana mintsy ny asan-dry zareo e!
Ny amin'ny mpampiasa indray dia tokony hanana toe-tsaina toy izao isika: "ILAINY IZAHO MATOA NAFARANY AVY ANY MADAGASIKARA", rehafa noporofoinao ny "capacite-nao" amin'ny asanao, dia lasa pilier iray mampandroso ny orinasany ianao, afaka mampifila amin'izay ianao na amin'ny karama na amin'ny tombotsoa rehatra mety ilainao! Hevitro manokana aloha io ary mety amiko e, ary aza mihevitra hoe tsara fanahy ilay boss iasako fa tena olon-doza mihintsy, satria betsaka ireo mpiasa sasany toa ahy (avy any Inde, Pakistan, Chine ...) no mibaradaka ny hody fa sty ara-dalàna hono ny karamany sns, ny ahy efa hitako ny bouton dia telecommandeko fotsny izy, sady rehefa tezitra aho tsy koà mintsy ny manao ompa reny aminy fa tsy hainy ny dikany :-D
Zay fa OK daholo e! Tadidio fotsiny fa special isika malagasy ary manana ny mah izy antsika, ka aza manaikytsindriana izany nama a!
NB: Sao dia mbô misy mahalala olona mipetraka aty RDC aloha fa ngôma gasy mintsy ny tenanay amin'izao e! Mbaomeo info rangah ze mahalala an!
SIX E ;-)