Nodimandry i Père Michel Ralibera
1. mimich
(
09/11/2007 05:59)
Ho an'izay mahalala, nodimandry omaly tokony ho tamin'ny 11 alina tany ho any i Père Michel Ralibera , zandrin'ny Père Rémi Ralibera. Mopera miaramaila no nahalalan'ny maro azy.Teny amin'ny chapelle militaire Ampahibe no tenaniasany maharitra raha tsy diso aho. Fa ankoatra izay dia Aumonier National -ny Fikambanana " Fanilon'ny Madagasikara ihany koa izy ary ity farany ity no tena nahalalako azy .
répondu par fijo le 09/11/2007 23:37
4. agoago
(
09/11/2007 09:19)
Zany ve? ary mbola tsy nahare tamin'ny media izahay, mety ho efa nolazaina tamin 'ny Don Bosco angamba e. Be ny mahay azy ny katolika, handry ampiadanana anie izy
5. booboo
(
09/11/2007 10:03)
ooooh ! tany @ sehatry ny scoutisme kounkou no nahafantarako azy... Mirary fionona ho an'ny fianakaviany sy ny nobeaziny rehetra....
6. sasa
(
09/11/2007 10:04)
mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana, sy ny fikambanana fanilon'ny madagasikara.
Mandria ampiadanana
Mandria ampiadanana
7. sarobidy
(
09/11/2007 10:08)
aza misoso-pahoriana :-*, mahaiza mionona fa zay no anjara sady lalana tsy maintsy alehan'ny tsirayray e, tombon-dàlana aza ny azy.
8. ravatorano
(
09/11/2007 10:38)
i mopera michel ralibera dia aumonier militaire niaraka tamin dry pasitera jean bart fjkm
tao no tena niasany fa marina koa ny voalazan'i mimich hoe aumonier ny fanilon'i madagasikara kounkouh izy
atao ahona fa lalana tsy maintsy diavin'ny velona ny fahafatesana ka tsisy na dia iray aza afaka miala amin'izany.
enga anie handry ampiadanana ny fanahy !

9. ari.malala
(
09/11/2007 13:29)
Mirary fiononana feno sy mampahery ireo izay niara niasa taminy, fianakaviany sy izay nifanerasera rehetra taminy, aza misosok'alahelo intsony tompoko.
10. bosista
(
09/11/2007 14:35)
mamangy amin'ny fahoriana ny fianakaviany,handry ampiandanana anie izy eo akaikin'ny Tompo tsy Toha!
Andriamnitra anie hametraka azy miaraka amin'ireo olo-masina !
Andriamnitra anie hametraka azy miaraka amin'ireo olo-masina !
11. xxx
(
09/11/2007 15:33)
dé mampionona ny vady aman-janany rehetra izany ko! mba lazao eto ihany rehefa mitsangana @ maty izy e!!!
12. ikaretsaka
(
09/11/2007 15:48)
ie rany @ scoutisme i Michel Ralibera, efa Recteur an'i St Michel koa izy, Don Bosco, Zezoita sns..
Mirary fiononana ho an'ireo rehetra ireo e
Mirary fiononana ho an'ireo rehetra ireo e
13. rush
(
09/11/2007 16:34)
xxx:fa nga nanambady le mompera no ataonao hoe:mampionona ny vady aman-janany rehetra:?::?::?:
15. fijo
(
09/11/2007 23:37)
xx an,za tsy mpino ,fa io ataonao io kosa tsy sangy fa fanimbazimbana ny maty ka tsy mendrika eto ngamba.
aza hadino fa samy tsy misy mahalala izay marina isika ,na ny mino na isika tsy mino,ka aza manaraby azy toa io;
mitahia izy fa lasa
aza hadino fa samy tsy misy mahalala izay marina isika ,na ny mino na isika tsy mino,ka aza manaraby azy toa io;
mitahia izy fa lasa