Maty i Tôty
1. rabilabila
(
07/11/2007 10:56)
Maty alina i Tôty ,kamboty mpanakanto indray ny Malagasy .Anisan'ny mpanakanto incontournable izy eto Madagasikara ,saiky niantso azy daholo ,noho ny fahaizany mandrindra , noho ny fahaizany mitendry ireo mpihira sy mpitendry malaza .
Manantena fiononana ho an'ny fianakaviany ary tsy adino ireo namana niara-dia taminy efa hatry ny ela :Silo, Pana,Seta,Vatomanga,....sy ireo tsy voatanisa.
Manantena fiononana ho an'ny fianakaviany ary tsy adino ireo namana niara-dia taminy efa hatry ny ela :Silo, Pana,Seta,Vatomanga,....sy ireo tsy voatanisa.
répondu par bbdou le 15/11/2007 06:50
2. xxx
(
07/11/2007 11:18)
iza kay izany tôty afaka asina sariny ve ato ????atao ahoana fa lalam-piainana daholo izany mahereza
3. ari.malala
(
07/11/2007 12:02)
Dia mirary fiononana feno hoan'ny namany, ny havany sy ireo izay efa niara niasa taminy ny tenako:-( fa tena tsy ampy artiste ve any ambony any e!:-(
4. zouzouli07
(
07/11/2007 12:07)
Dia mirary fiononana ho an'ny havany sy ireo artista namany, atao ahoana moa fa lalana tsy maintsy hizoran'ny zanak'olombelona izany, tombondalana ny azy, isika mba anaraka azy, fa dia mahaiza mitraka, fa ny fianana mbola mitohy
6. Kwasi
(
07/11/2007 13:51)
Tena mivalaketraka ny tenanay maheno an'izany vaovao izany le. Fa inona hono rabilabila no nahafaty azy?
Angamba nila basista tampoka ndray i Luke Dube.
Fa dia mirary fiononana sy fampaherezana ho an'ny fianakaviany sy ny artista mpiara miasa aminy rehetra ary ireo mpakafy ny asany koa ny tenanay.
Angamba nila basista tampoka ndray i Luke Dube.
Fa dia mirary fiononana sy fampaherezana ho an'ny fianakaviany sy ny artista mpiara miasa aminy rehetra ary ireo mpakafy ny asany koa ny tenanay.
7. mabloo
(
07/11/2007 13:55)
tena nalahelo sady tohina tokoa ny fo naheno hoe lasa i zoky Tôty !
mirary fiononana ho an'ny fianankaviana sy ny fianankaviamben'ny kanto malagasy!
very olo-manga tokoa ny kantontsika!tena lasa ny andrarezina !
namela mamy tokoa teo am sehatry ny kanto !
Misaotra Tôty !!
mandria am-piandanana !

8. nathi
(
07/11/2007 14:06)
tena mapalahelo be............ MIRARY FIONONANA ho an'ny vady amanjanany sy ho an'ireo zay akaiky azy rehetra
singaniko manokana eto fa nafinaritra be ny fiaraha miasany t@ mpanakanto toa an' i Lalatiana ohatra fa KANTO tokoa ny zava bitany. Mandria ampiadanana Toty
singaniko manokana eto fa nafinaritra be ny fiaraha miasany t@ mpanakanto toa an' i Lalatiana ohatra fa KANTO tokoa ny zava bitany. Mandria ampiadanana Toty
9. Pappa
(
07/11/2007 15:11)
Misaotra anareo rehetra nanome teny fampihononana, làlana tsy maintsy ho diavina tokoa io, fa ny fisarahana tampoka amin'ny maha olombelona no mafy. Andriamanitra anie hamaly soa ho antsika mahatsiaro an'i Zokibe Tôty; Izaho izay manoratra dia anisany naman'iTôty akaiky. Nanana ny naha izy azy izy teo amin'ny mozika ary sangany tokoa. Anio eny Ambohimiandra akaikin'ny fiangonana protestanta no hiandrasana ny nofo mangatsiaka anio sy rahampitso, fa ny henoko farany tamin'i Rolly d hoe nangatahana handrasana ao amin'ny tranompokonolona Analakely ny andro manaraka, izany hoe : Sabotsy no alevina. Dia ho hitantsika eo indray ny atao-ndry matim-boninahitra sy ry mila dera amin'ny resaka toy itony satria zatra ny hoe : maty vao ramalala, kony e?
10. mandy
(
07/11/2007 20:37)
Mandria am-piadanana Tôty !!! nahafinaritra ahy hatrizay ny fomba fitendrinao !!!
12. rakaroka
(
07/11/2007 20:50)
'Ndriiiiiiyyyyyyyy:cry::idea::idea::idea::idea::idea:
Hatairana miaro "ALAHELO" no mamonto ny fanahy mahare ny fahalasanan'i Tôty indray :cry::cry::cry: Fa taona inn koa rey ity taona ity ?...
"Arrangeur" GOAVANA BBbe izy iny amiko, hafa tsy ny fahaizany instrument tsy lazaina intsony. Koa mpihira sy artista firy akory no nialoka sy nianoka t@ talentany :roll::roll::?::wink:
Sady tsotra izy an!
Dia mirary "FIONONANA" feno ho an'ny fianankaviany, ireo namana, sns...
"Mandria am-piadanana Tôty!"

13. tenagasy
(
07/11/2007 23:23)
Mankamamy!
Mandria am-piadanana zokibe! Ny vatanao no lasana fa ianao sy ny soa vitanao mitoetra mandrakizay!
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy izay tia azy rehetra!
Miombona alahelo @izay ory rehetra vokatr'izao fisarahana izao. Anisan'izany ny kanto sy ny kolontsaina Malagasy. Tsy ho maty momoka anie izay nikelezany aina fa kosa mba ho fanoitra sy ho taharo fanainga sy hampiroborobo ny maha-malagasy antsika.
Fandalovana tokoa ra-olona ny eto an-tany.
Aza miandry fahafatesana!!!!!!!!!!
Samy ho tahian'Andriamanitra!
Mirary soa!

14. zamanoro
(
08/11/2007 00:05)
Fa dadany indray izany...
Mandria am-piadanana Ra-zoky an
Indray mandeha dia nifampikozy hoe: "Aleo asiana rakitra ho an'ny tena amin'izay, fa Randafy lasa tsy nahavela, Rakoto lasa zara raha namela... toa variana manaja ny an'ny olona foana"
"Dia aza manarakaraka an"

15. bilakarenjy
(
08/11/2007 09:02)
de mirary fiononana ho an'ny fianakaviana manontolo sy ny vady aman-janany ,fa tena fahatairana sy alahelo tokoa ny nilaozan'ny namana toy izao .
Tsaroako rehefa le manandrana matos iny zahay raha sendra tafaraka @ fampisehoana iray de tena miainga mihitsy ny fanahy sy ny feeling .
Mandria am-piadanana ry Zoky be ,fa dia ho tsaroana tokoa ireo hafatra sy toro-hevitra nomenao ho anay zandrinao .

17. Penhell
(
14/11/2007 08:13)
Maty Rafilomena,maty Rambotiana Etienne dit Bouboul,talohan'izany ry Clo Clo Mahajanga, ny hafa tsy hary ho fantatra, ty ndray "TOTY"; Tsy dia mba fantatro izy fa raha misy sary angamba mety ho fantatro ihany.
INONA 'NTSONY NO HO LAZAIKO?...
EO ANATREHAN'NY FAHAFATESANA? TSY HAIKO...
HO AN'NY FIANAKAVIANA SY NY SISA:
FAMPIONONANA, FANKAHEREZANA.. TSY HARY VOATANISA
Ho an'izay afaka manohy dia afaka manampy malalaka. Tsy misy droit d'auteur io.

18. bbdou
(
15/11/2007 06:50)
Maniry fihononana ho an'ny Fianakaviany sy ny mpanankato.Misy ihany angamba ireo mety ahasolo azy fa dia atao ahoana moa fa izay no lahatra.