bipartisme:Zakan'ny rivotra politika ao Dago ve?

1. ronaldo09 ( 07/11/2007 09:26)

Bipartisme:Situation dans laquelle deux partis dominent la vie politique et alternent au pouvoir.
Ataoko angamba fa tsaratsara kokoa ny fametrahana io ao Madagasikara raha ny teny nambaran'ny filoham-pirenena tamin'ny fiverenany avy any Allemand no asian-teny,be loatra ny antoko politika ao Dago ary misy amin'izy ireny no ravarava ho azy satria indraindray olona iray na roa no mpikambana ao ,ohatra ny PFDM izay ingahy Pierre Tsiranana no nanangana azy ary azo antoka ho izy irery no mpikambana tao....sns ,tsy resahina intsony moa ny antoko sasany izay efa mitsilopilopy ohatra ny Monima,ny UNDD,ny MASTERS,sns....
Noho izay tenin'ny filoha izay dia aleo rangahy io bipartisme io no atao a !Ohatra hoe : mouvance présidentielle sy ny Plate-forme de l’opposition .
De rehefa misy fifidianana dia ireo ihany no miady eo de vita kabary !Sa ahoana hoy ianareo???
répondu par fijo le 14/11/2007 20:51
2. remandilatse ( 07/11/2007 15:50)
iha koa contre ravalo t@ 2006, pour @ izao, tsy matotra i toi zandry, mahandrasa ampy taona
3. fijo ( 07/11/2007 21:17)
remandilatse,ny adala ihany no tsy miova fisainana.ka olona misain aizy mato ambola hafaka mandinika sy misafidy.

ronaldo.raha ny tokony ho izy dia izay no tsara indrindra.saingy ny olana dia izao.ny antsika gasy io politika io natao hitadiavana vola.

hany ka tsy fotokevitra no hidirana antoko fa fikarohana hoe aiza no ahitana toerana ahazoana vola kokoa.
ary raha mbola izy no mitohy tsy hisy raharahavanona ao,ary tsy hotenterak amihintsy io antoko roa io
4. Jeankely ( 08/11/2007 15:22)
Efa mazava fa Antoko Politika 200 isa tsy misy ilana azy. Inona no tombontsoa azo tamin'ny fisian'izany antoko marobe sahala ny bozaka izany ho an'ny firenena? Efa mba namerimberina io koa ny tenanay tany aloha tany. Ny mpitarika tsy manome ary tsy mahita hevitra tsara ho an'ny vahoka akory fa mitetika ho Ministra na sahala izany fotsiny. Avy eo manark'efa izay antoko matanjaka ihany koa inona no dikan'izany tsy sahala ny tsisy ihany ve?
5. remandilatse ( 08/11/2007 17:59)
remandilatse,ny adala ihany no tsy miova fisainana.ka olona misain aizy mato ambola hafaka mandinika sy misafidy


ka manao formule voroke koahe fijo riha...

mba tsy ho adala zany dia tokony ny pour ravalo taloha hanohitse aze, de le contre aze taloha hanohana aze, de hiova ndraike @ 2008, de hivalibalike isan-taona
6. fijo ( 08/11/2007 22:11)
non,za ohatra pour ravalo tamin'ny fifidianana filoha,za nitsipaka mafy tamin'ny referandoma.

za manaiky ary milaza fa ilain aary fahadisoana ny managadra ireo mpanohitra tsy nanao ratsy.

ny ao toulouse ohatra UMP rehefa mifidy filohampirenena,nefa rehefa solombavam bahoaka sosialista no lany ao.tsy adalana izany fa safidy malalaka.
7. ronaldo09 ( 09/11/2007 11:58)
Merci zokibe fijo a!Zao ny izy remandilatse:Tsika samby baka Toliara ,tsy haiko iha na aia naia ty misy anao fa zaho aty Russie fa tsy ao Madagasikara,zaho contre t@ fifidiana filoha satria aho nanohana an'i Lahiniriko ...raha nataoko ny fandinihana dia tsy hitako ny hanoherana raha toa ka ny be sy ny maro zany hoe ny vahoaka malagasy maro anisa momba ny filoha !Ny mpanohitra anefa ao Dago olon'ny fo zany hoe olona no toherina fa tsy ny firehin-kevitra ary tsy azon'ny vahoaka Malagasy ny position misy ny mpanohatra ary tsy vitan'izay tsy hain'ny mpanohitra ny misintona ny fon'ny Malagasy hiandany aminy...Vokany fifidianana solombavambahoaka :Nanjaka tokana ny TIM eny fa ny tao Toliara aza dia gaga ny rehetra fa olon'ny TIM no lany ,tany Betioky tena tsy hita trace mihitsy ingahy Lahiniriko !Inona ny antony satria tsy hainy ny mandresy lahatra ny mpifidy !!!!Noho ireo zavatra ireo dia inona moa ny antony hanoherana...Lojikan-draha koahy remandilatse ro hentea fa ka manome tsiny olo fahatany !
8. fijo ( 14/11/2007 20:51)
eny e,isika maka am po le resaka dia lasa mifandipatra toa io,fa aok aisika hiezaka hijery ny zavatra misy.
le fomba fanaovana sy hitondran'ny mpanao politika ny resaka mihintsy no tsy mety ary mahaleo ny vahoaka.
na ny mpitondra izay tohanako,na ny mpanohitra izay hajaiko,dia samy tsy misy mitaiza ny vahoaka,fa manantena foana hoe rehefa eo koa izahay dia hanao toa io.
mino aho ry zalahy,fa ireto tanora miakatra ao mada ireto,no mba hanova ny fomba fitondra ny politika.
io tsy hoe tsy manampahaizan anymanohitra,ry lahiniriko olona nianatra ary nahay nitondra ny solombavambahoaka ka tsy azo atao hoe vendrana.fa naninona ry zafy no tsy nanaiky azy hoatao lehiben'ny mpanohitra?,??ilay nifiraisan'ny mpanohitra hampatanjaka ny politika ao amintsika.
fa raha mnaohatra toa andry voninahitsy sy ry pira tsiranana aloha aleo hijanona.ratsy ny nataondreo tao mahajanga tao.
ry roland ratsiraka ireny izoa mpanohitra tsara koa,maninoan ireny no tsy tohanana fa miziriziry foana ry zafy .manjary simba sysarotra ny hano hetsika,satria lasa fanoherana amina faritra voatokan ale izy fa tsy eraky ny firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426