asio.. MANANA ny anarana raha te ho lany
1. xxx
(
31/10/2007 14:06)
araka ny hita @ gazety androany tokotrany raha misy MANANA ny anarana dia mety ho lany
RAVALOMANANA
RAZAKAMANANA
RAFALIMANANA...
teo aloha ny TS no nanjàka
RATSIRAHONANA
RATSIRAKA
RATSIMANDRAVA...^:^^:^
RAVALOMANANA
RAZAKAMANANA
RAFALIMANANA...
teo aloha ny TS no nanjàka
RATSIRAHONANA
RATSIRAKA
RATSIMANDRAVA...^:^^:^
répondu par Jeankely le 08/11/2007 14:46
3. LazaDaddy
(
01/11/2007 02:41)
asio.. MANANA ny anarana raha te ho lanylany inona? Lany taranaka sa lany lainga sa lany mofo sa lany...inona?
4. xxx
(
01/11/2007 13:25)
ny ahy ny anarako "Môlimanana avadika"dia mety lasa inona aho izany na raha mba te hirotsaka hofidina dia ho lany inona?,
5. Jeankely
(
01/11/2007 13:59)
Raxxx mametraka ny loh-hevitra ve no mamaly ho "Môlimanana avadika" sa hafa? Mampalahelo loatra fa efa sarotra ny ahatafavoahana nefa resak tsy misy dikany fa fandaniana andro no mba avoaka. Tokony tsy mitondra mihintsy rehefa tsy MANANA vola, fahaizana, fifandraisana, sns. Olona vao hangalatra no nitondra koa aiza no tsy tafahitsoka @'ny lalina ny firenena. Izao ireo miseho mahay indray rehfa tsy mahita afitsoka dia ny resaka fandaniana andro no hanampepoana ny sain'olona. RAHA TIA HANANA DIA MIEZAKA na tany aiza na tany aiza izay foana io. Efa zatra ny toloram-potsiny ka mihevitra revim=politikam-bendrana hatrany no hanabeazana olona.
6. LazaDaddy
(
02/11/2007 01:29)
Jeankely:aleo ihany ny efa zatra mpangalatra sy ny gaigy lahy?
Olona vao hangalatra no nitondra koa aiza no tsy tafahitsoka @'ny lalina ny firenena
7. Jeankely
(
02/11/2007 04:02)
Inona no olana fa avereno izay fantatrao mahay mangalatra sy gaigilahy. Tsy manenina amin'ny ataony ny tsy mangalatra na tsy manana firy sahala anao aza.
8. salopard
(
02/11/2007 11:29)
- jean jacques goldmann (goldmanana)
-rastamann(rastamanana)
tsy ampy dôzy zoky a!
sniff, tcouff...
-rastamann(rastamanana)
tsy ampy dôzy zoky a!
sniff, tcouff...
9. Jeankely
(
02/11/2007 11:45)
Maty ny Rastaman iray malaza vao avy namangy an'i Madagasikara koaaaaaa. SASASASAloooopppakkkaaa
10. pifa
(
03/11/2007 11:17)
Sôtr ry xxx!
fa de misy tena vendraprrr mitsy ato zany ka! mazava mitsy fa ny maivand'doha no maro an'isa eto! nefa hono te handroso! eo elà eo! miaritra ny ngindiny eo! hano fa aza fohana fotsiny ny bozaka!
fa de misy tena vendraprrr mitsy ato zany ka! mazava mitsy fa ny maivand'doha no maro an'isa eto! nefa hono te handroso! eo elà eo! miaritra ny ngindiny eo! hano fa aza fohana fotsiny ny bozaka!
13. Jeankely
(
08/11/2007 14:46)
Efa hatr@'izay no vitsy ny misy loha ka misaora ny avo raha toa ka tafalahatra @'ireo misy saina ny tenanao ry "pifa". Vendraprrr maro an'isa hatrany hatrany ary hatraiza hatraiza.