Lany resaka, sode mba tsy rariny?

1. salmo1 ( 31/10/2007 09:29)
Misy olona zay, tsy fantatrareo oe iza. Vao miresaka izy de tantarainy daholo izay nataony omaly, sy ny mbola hataony hatramin'ny rampitso. Rehefa vitany sy voatantarany daholo izay tiany hambara rehetra. Dia lany resaka izy avy eo, ka lasa manontany ndray lay olona oe: -Mba hanjaranao ndray zao no mamorona resaka fa izaho efa nitantara ny ahy.
De matetika lay hanontaniana tsy mahita lohan-dresaka ho resahina, raha tsy izy no manomboka mamoaka resaka voalohany. Ra ho valiany lay hanontaniana ndray oe:- Tsy misy,.... fa angaha voatery tsy maintsy miresaka foana, kle?

De zay fotsiny dia mety hampangatsiaka ny fony. De lasa lay olona, milaza fa reraka, hidodo amzay, fa hamaky teny aloha izy vao hidasika. De manao mandram-pihaona indray e!

Mba rariny ve izany:?:
;-)
répondu par slym le 08/11/2007 14:14
2. Jeankely ( 31/10/2007 09:48)
Lany bala nefa tsy tia hiala
3. xxx ( 31/10/2007 09:56)
jeankely:
Lany bala nefa tsy tia hiala
fa tokony hiala ve izy ?

Mba hazavao kely ny antony:-@
4. xxx ( 31/10/2007 10:57)
inona no tsy maha rariny an'izany ry salmo....ka inona fotsiny no hianonana eo am messenger raha tsy hiresaka kosa....rehefa tsy hiresaka enao tsy hanao veloma ve:-Dizy aza mba efa nampiresaka sy niresaka
5. sarobidy ( 31/10/2007 12:27)
Amiko d rariny satri hiresaka no hatao raharaha ko refa tsy miresaka d haninn ary e
6. sarobidy ( 31/10/2007 12:29)
na ko refa tena hiresaka de le resaka atao fa tsy aholankolana gôsy droity, nefa mo samy manana ny tiny hatao ny oln
7. simplex ( 31/10/2007 20:32)
:D:D:D

ity tenenina anazy: http://www.youtube.com/watch?v=za7xpU8oEA0

d avy eo anotanio hoe: ianao ve Barca sa Real:?:

ra vao hoe Real, d teneno hoe, te hatory be za fa rapitso ndray :°):@

ra vao hoe Barca, d teneno hoe (l)(l):*:*(l)(l)

;-)
8. pissoa ( 31/10/2007 21:01)
Refa tsisy tantaraina dia asaivo averiny tantaraina indray le vao notantarainy e ! Mahaliana be hoe :-D:-D:-D:-D:-D
9. salmo1 ( 31/10/2007 23:39)
pissoa: tena ratsy be kosa lay eritreritry toi ka, zany ve tsy vao maika hakaleo anah fotsiny...
;-)

simplex
:-D:-D tena poinsa be maintsy le izy ka!:lol: tsy ity dinika nataon'ny elah ity no tiko tenenina fa lay zavatra nasaiko nataon-elah iny... :-D :@
^:^^:^
10. fijo ( 01/11/2007 22:50)
rariny izany ry zandry an.ise koa taloha teto be resaka be.izao efa nihena
11. xxx ( 02/11/2007 06:30)
:-D:-D
12. arialy ( 06/11/2007 11:42)
lany pile zany izy koa:-D
13. diamondra27 ( 06/11/2007 15:05)
arialy: hihhi de soloina le pile hiiih
salmo1:ividianana pile vaovao izy de mandeh ndray avy eo :-D

ra tsy zany de jerena izy hankafizina de miteny ho azy eo izy@ farany hoe: maninona za jerenao? de raikitra ndray zany ny morse hihihi:oops:
14. slym ( 08/11/2007 14:14)
Hitantarao parasy sy vitsika eo izy eh.Zan zao sujet "ôrijinaly" mbola ts nisy nanao refa tsisy tenenina:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0624