gasy any liban, darfour, infirmières bulgares
1. xxx
(
30/10/2007 14:05)
mba lasa saina ihany aho mahita ny zava mitranga erak'izao tontolo izao, izay henoko amin'ny vaovao isan-karazany.
dia nahoana loatra no avy amin-drizareo arabo silamo foana no hiavian'ny rotaka rehetra. Ny ao darfour ohatra dia "forcé" ndry ilay tsivanona ho "esclave" ny mainty hoditra nefa dia silamo mitovy aminy.
Ny ao liban indray, dia mbola silamo ihany koa no manandevo ireo mpiasa mila ravinahitra. Ny raharahan'ny "infirmières bulgares" moa dia mbola fanjakana silamo ihany koa, ny "terrorisme" silamo ihany koa. Ny olona eto France any amin'ny "banlieu" dia avy amin'izy ireo ihany koa. Soa ihany fa vita ny lalam-panorenan'ny madagascar vaovao fa tsy han..ery aty aminay aty fa poizina.

répondu par xxx le 05/11/2007 10:56
2. xxx
(
30/10/2007 14:16)
ka efa ao anatin'ny ran-jareo miitsy ny fitiavana mihetraketraka sy liandrà ka!
3. simplex
(
30/10/2007 14:42)
misy ny mahery fihetsika
fa misy kou ny milamina, United Arab Emirates zao otran'ny milamina be sady mpanakarembe :P
5. sakaizakely
(
30/10/2007 15:21)
tsy miombonkevitra @ xxx1 8O8O8O8O
mihevitra tokoa ve ianao fa ny silamo ihany no mahay manakorotana sy tsy manaja ny zon'olombelona ?
Betsaka ny firenena tsy manaja ny zon'olombelona, toy ny zavamitranga any Guantanamo ataon'ny amerikana, Ny fanakavahambolonkoditra dia mampalaza ny ankabeazan'ny firenena mandroso, ny bavures policières, détentions abusives...
Manao tsy rariny daholo zay te hanao, fa izay manana moyens de pression kokoa (ry G8 indrindra indrindra) mahay manafina ny ratsy ataony. Ny voatsindry moa mazana fa kely feo tsy mahatakadavitra dia tsy afaka midradradra ny zava-mitranga. Dia variana mamono sofina sy minia tsy mahalala ny ambin'izao tontolo izao.
Saingy tam ty indray mitoraka ity matao nipoaka ny tantara dia misy zavatra maro fonosiny ao.
Manipulation politique daholo izany afera fa aza mety sodoka sy tonga dia manao famaranana maimaika. Iza kay no mivarotra fiadiana amin'ireo milisy mpiady ireo ? Ry G8 ihany. Ampiadiany toy ny alika ny afrikana sy ny firenena mahantra hanjakany tsara. Ry zareo mody tsy mifampiteny ety ivelany fa manao fifanarahana mangina ary am sisitosy ary mifampizara gatô afrikana
Dia ry zareo ihany koa no tompondaka @ fampijanonana ny baolina ankitra
Samy miaro ny tombontsoany daholo fa tsy resaka silamo mihitsy,
tandremo fa toetsaina manavakavaka koa ny anao
mampalahelo

7. xxx
(
30/10/2007 15:47)
Nahoana moa no tonga dia lazainao fa manavakavaka aho raha mba milaza ny zavatra hitako sy nanaitra ahy?
Fanontaniana no apetrako, ary ny tena mampalahelo ahy dia amin'izao vanimpotoana hianin-tsika izao dia mbola misy ihany ny "esclavage". Dia ireo arabo sasany ireo (mandroso), dia minia mikipy ve ami'ny mahazo an'ireo mponina mainty hoditra ao Darfour ireo satria mahantra ny firenena afrikanina mainty art tsy afaka miteny firy ao amin'ny OUA?
Dia misy ary ve any USA na europe... mpihavy manana taratasy mazava voakapoka sy voavono sns.. toy ny miseho tany Liban?
Tsy izany ve no mampalahelo? Ary izaho tsy milaza koa fa rehefa silamo dia ratsy na tsara avokoa , toy ny olombelona rehetra ihany io, fa ny ankabeazan'ny "Etat islamique "no tiako ho tenenina eto

8. xxx
(
30/10/2007 15:57)
ary mbola tohin'ny lazaiko etsy ambony, fa angaha rehefa milaza koa aho fa mahalasa eritreritra ny zavatra ataon'ny silamo sasany ary fanjakana silamo dia midika fa tsara daholo ny ataon'ny firenena matanjaka rehetra....
11. xxx
(
31/10/2007 08:30)
zany toetsaina e :roll::roll::roll:
___________________________________
Izao ve no zavatra voasoratrao dia mody manatsara tena ianao ary mihevitena ho ambony, tsy manavakavaka ?
Fanambaniana ve izao sa fanavakavahana ?
Indrindra moa fa ity fehezanteny farany ity ?
=D=D=D=D=D
^:^^:^^:^
___________________________________
xxx:
Nahoana moa no tonga dia lazainao fa manavakavaka aho raha mba milaza ny zavatra hitako sy nanaitra ahy?
Izao ve no zavatra voasoratrao dia mody manatsara tena ianao ary mihevitena ho ambony, tsy manavakavaka ?
avy amin-drizareo arabo silamo foana no hiavian'ny rotaka rehetra
darfour ohatra dia "forcé" ndry ilay tsivanona ho "esclave" ny mainty hoditra nefa dia silamo
liban indray, dia mbola silamo ihany koa
"infirmières bulgares" moa dia mbola fanjakana silamo ihany koa,
ny "terrorisme" silamo ihany koa.
Ny olona eto France any amin'ny "banlieu" dia avy amin'izy ireo ihany koa.
Fanambaniana ve izao sa fanavakavahana ?
Indrindra moa fa ity fehezanteny farany ity ?
Soa ihany fa vita ny lalam-panorenan'ny madagascar vaovao fa tsy han..ery aty aminay aty fa poizina.
=D=D=D=D=D
^:^^:^^:^
12. xxx
(
31/10/2007 10:47)
Ary aza adinoina ny mamerina an'ireto :
-gasy mpiasa any Liban
- mponina mainty hoditra ao Darfour
- sy ny fiedinedinana ary ny fanambanimbaniana ataonareo any aminay...
dia izay lazainao tsy maninona fa porofo mazava ny zavatra hiandry anay ireo raha omena vahana ianareo, izay amiko no izy.

13. endrika01
(
04/11/2007 15:58)
Tsy voatery ireo silamo any LIBAN anié no tena mba ratsy fanahy aminireo Malagasy any é,fa ny fifampiraharahina eo amin'ny firenena roa tonta no tsy ampy be de be.Ohatra fotsiny izao ireo birao isan-karazany eto amintsika,manerana ny faritany dia feno ny eto Tana sy Fianarantsoa no tena maro ny ankizy mandeha any Liban.Maninona moa raha lazaina ireo olona vonona ny handeha hoamin'io toerana io ,ny zavatra mety ho vataniny any,ny asa ho hataony,ny fiteny ifam-piresahana any.Raha olona tsy mahay teny vahiny kosa ve no alefanao any de mba ahoana moa no ifandraisan'ny "onde",angamba de no ahazo vono isakin'ny mampanao zavatra ny atao hoe "mpampiasa".Raha ny heno sy marina mantsy de ry zareo any no miamdraikitra ny mombamomba ny fahatongavan'ireo Malagasy hiasa any,ny saran-dalana 'aller-retour(Mada-Liban)izy ireo no manao ny VISA,manamboatra ny permis de séjour,ny permis de travail zay tsy maintsy havaozina isan-taona,ny trano honenana,ny sakafo,ny fitsaboana.
Ka raha izaho zao kosa ve no lany vola be nefa ny olona nantenaiko tsy mahay miresaka amiko ,tsy vonona ny hiasa,hizaha tany fotsiny de mba ho sorena be ihany aho.Ka ny fo rano mafana de tsy maintsy hoe .....
Ny soso-kevitra omeko an'ireo mpikarakara eto amintsika:Aoka re tompoko mba olona tena mahay teny FranÇais,na Anglais tsara no alefa any,afaka mamaly tsara ny mpampiasa izy ireo rehefa misy ny olana.
Fitadiavana no aleha any fa tsy Vacance,atsy la Frantsa akory!!!!Maro be koa anie ireo gasy nody hatrany no nahavita trano,lasa mpivarotra be,avotra é,vita ny hafa ve tsy mba ho vitan'ny sasany??????8)8):D:o

14. xxx
(
05/11/2007 10:56)
Hay moa izany ny momba ny gasy ao Liban : novidiana vola ireo mpiasa ireo dia azony kapohina, koa manina anefa raha nalefany mody fotsiny ilay olona rehefa tsy mifanaraka amin'izay tadiaviny dia mangataka fameranam-bola izy?
izany amiko no atao hoe "traite négrière ary esclavage moderne",