Gasy mihatsaravelatsihy
1. rawazina
(
25/10/2007 19:23)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqrm_gasy-mihatsaravelatsihy-francis-tur_fun
:-D:-D:-D
Mankafiza eee!!!
:-D:-D:-D
Mankafiza eee!!!
répondu par suzuki le 14/11/2007 09:36
3. lemenakely
(
25/10/2007 19:53)
xxx:
Tena tsara ianarana marina tokoa ilay miatsara-velatsiny kty! :-D
Fa angaha ny gasy ihany ? ny vazaha aza no tena loza ...tsy mahalàla ny atao hoe hypocrisie à l'occidentale angaha ?
4. xxx
(
25/10/2007 19:58)
Ny mihatsara velatsihy tsy dia quoi satria sady diplomasia iny no miendrika fanajana ihany koa indraindray, fa le misolelaka no tsy dia vohako.
Rehafa miala any ny pata be dia betsaka ny vonona hilelaka ny tongony mihintsy, nefa ny olana, ra-pata be antenanina hanome vola tena faran'izay katity dirandoza! :-D
Rehafa miala any ny pata be dia betsaka ny vonona hilelaka ny tongony mihintsy, nefa ny olana, ra-pata be antenanina hanome vola tena faran'izay katity dirandoza! :-D
6. suzuki
(
14/11/2007 09:36)
?#@#àôé&@# anie ny gasy e, tsy mvôtra mits tsika ra mbola 'zany fôna no iainana eto
