Tsy hahafaty antoka akory ny...
1. Kwasi
(
24/10/2007 12:00)
Tsy haiko ny mandika azy @ teny gasy fa hitako mba nahafinaritra ahy dia zaraiko eto.
You will never be sorry...
For thinking before acting.
For hearing before judging.
For forgiving your enemies.
For being honest in business.
For thinking befor speaking.
For being loyal to your faith.
For standing by your principles.
For stopping your ears from hearing gossip.
For restraining a slanderous tongue.
For harbouring only pure thoughts.
For sympathizing with the afflicted.
For being courteous and kind to all.
Siksa daoly.:)
You will never be sorry...
For thinking before acting.
For hearing before judging.
For forgiving your enemies.
For being honest in business.
For thinking befor speaking.
For being loyal to your faith.
For standing by your principles.
For stopping your ears from hearing gossip.
For restraining a slanderous tongue.
For harbouring only pure thoughts.
For sympathizing with the afflicted.
For being courteous and kind to all.
Siksa daoly.:)
répondu par ari.malala le 25/10/2007 11:44
3. bozyboleta
(
24/10/2007 13:29)
Misaotra e!
Ny mieritreritra mialoha ny hanaovan-javatra
Ny mihaino aloha vao mitsara
Ny mamela ny fahavalonao
Ny manao ny marina @ fandraharahana
Ny mamadika im-pito ny lela vao miteny
Ny tsy mivadika @ finoanao
Ny manaraka ny fitsipi-piainanao
Ny tsy mihaino fanaratsiana (na fosafosa)
Ny miambina ny lelanao @ fitenenan-dratsy
Ny mitandrina ny saina hadio
Ny miaraka ory @ zay ory
Ny maneho hatsaram-panahy sy toetra @ rehetra
Ny mieritreritra mialoha ny hanaovan-javatra
Ny mihaino aloha vao mitsara
Ny mamela ny fahavalonao
Ny manao ny marina @ fandraharahana
Ny mamadika im-pito ny lela vao miteny
Ny tsy mivadika @ finoanao
Ny manaraka ny fitsipi-piainanao
Ny tsy mihaino fanaratsiana (na fosafosa)
Ny miambina ny lelanao @ fitenenan-dratsy
Ny mitandrina ny saina hadio
Ny miaraka ory @ zay ory
Ny maneho hatsaram-panahy sy toetra @ rehetra
4. soanja
(
24/10/2007 16:09)
Kwasi:
Tsy haiko ny mandika azy @ teny gasy fa hitako mba nahafinaritra ahy dia zaraiko eto.
You will never be sorry...
For thinking before acting.
For hearing before judging.
For forgiving your enemies.
For being honest in business.
For thinking befor speaking.
For being loyal to your faith.
For standing by your principles.
For stopping your ears from hearing gossip.
For restraining a slanderous tongue.
For harbouring only pure thoughts.
For sympathizing with the afflicted.
For being courteous and kind to all.
Siksa daoly.:)
Waouuuuuuw! voalazanao tokoa. Amiko aza raha tena tsy manampotoana mamaky baiboly dia io no tena azo atao hoe baiboly faharoa.
Ny tsy hitako tao fotsiny dia ny
For making an internal commitment to respect yourself
For feeling worthy of all that the universe has to offer.
For being aware of your own amazing capacity to effect the healing and health of those around you simply by silent presence of your high-energy connection to intention.
6. ikaretsaka
(
24/10/2007 18:06)
dia aoka hifamela amin'izay ary
aorian'ny siksa moa...... ah ok! sevin!:wink:
aorian'ny siksa moa...... ah ok! sevin!:wink:
8. ari.malala
(
25/10/2007 11:44)
misaotra anareo e, dia misaotra ny mpandika teny koa. Niezaka iany aho aloy nandika teo, fa tena efa very ny vokabolariko ktyyy:-(