Vendrana daolo !!!!! tsy handroso rahoviana !!!!!!!!!

1. tsaramaso ( 22/10/2007 12:22)
In an interview with The Sunday Times, the 79-year-old said he was "inherently gloomy about the prospect of Africa" because "all our social policies are based on the fact that their intelligence is the same as ours - whereas all the testing says not really".

Lahatra zany ny fahantrana !!!!! dondrina hatrany an-kibon-dreniny daolo tsinona !!!!!! mbola mandala ny fahavendranan-drazana ihany @zany !!!!! hahahahahahha !!!! aza manareta e !!!!!!

A spokesman for the Science Museum said: "However, we feel Dr Watson has gone beyond the point of acceptable debate and we are, as a result, cancelling his talk."

Hevitry ny maro !!!!! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471c92df9e1da
hahahaahahah !!!!!!
répondu par Jeankely le 25/10/2007 05:26
2. Jeankely ( 22/10/2007 13:10)
Mandroso fa taraiky. Raha zavtara vitan'ny firenena hafa 10 taona mety atao 50 na 100 taona nohon'ny ahavon'ny saina misy fahatarana. Na izany aza misy ny tafita ary efa mitovy sy miaina ny fiainann'ny vazaha. Ary ao ny tsy mahay na ny fiteniny aza fa lasa vazaha. Tsy vendrana ireny fa ny tsy maika hivoatra no azonao resahina.
3. enric ( 22/10/2007 13:24)
jeankely:
Na izany aza misy ny tafita ary efa mitovy sy miaina ny fiainann'ny vazaha. Ary ao ny tsy mahay na ny fiteniny aza fa lasa vazaha. Tsy vendrana ireny fa ny tsy maika hivoatra no azonao resahina.

salmo2 = jeankely :^)
4. salmo1 ( 22/10/2007 13:28)
enric:
salmo2 = jeankely

marcelino, Aino: iza no nanoratra an'ity?
5. Jeankely ( 22/10/2007 13:43)
Tsy mifankahalala izahay ary samy hafa tanteraka.
6. tsaramaso ( 22/10/2007 15:23)
salmo2 = jeankely

nanam-paharoa i salmo1 le !!!!!!!! hahahahahah !!!!
7. lohabe ( 22/10/2007 15:33)
jereo ao amin'ny diaspora fa efa tao io

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4717337f3647d
8. ikaretsaka ( 22/10/2007 18:48)
Misy tenin-dry zalahy izay manao hoe

TIA= This Is Africa
NCAA=Nobody Cares About Africa
9. xxx ( 22/10/2007 22:32)
ary ry leirony minomino foana izay fahanana azy an. efa voaporofo fa na i dr Watson aza dia vendrana satria tsy tokony nahazo ny prix Nobel fa asan'izany ramatoa izany no nangalarin'ileiry ry ra Crick.
Moa koa fatatra fa ny Nobel prize misy tantara politikany foana ary izay manana ny vola ihany no omena azy....
io resaka QI io dia nofiratsin'ny fotsy hoditra rasista ankehitriny satria tsy mitombina hono hoy ireo mpandalina momba ny psychologie cognitive raha vao miala ny firenena mandroso sy nisy ny fianarana tandrefana ary manaraka ny maodely tandrefana. Vao mitodi-doha ao Chine fotsiny io test io na ao Afrika dia efa tsy mitombina intsony satria samy hafa amin'ny zava-misy ao Etazonia ny fomba fampianarana amin'ireo toerana ireo.
ohatra hoe hamorona marimpandrefesana ny fahaizana fomba gasy aho, dia ataoko hoe FG no anaran' ny test izay ataoko erak'izao tontolo izao.Mazava ho azy fa raha ny fomba gasy no jerena tsy maintsy ho gasy izany no ambony indrindra ny FG ary ny any ivelany rehetra dia ambany avokoa. Mitovy amin'izy ihany hono io QI io, nisy mantsy ny Nobel Prize winner sasany tsy manana QI ambony izany fa mitovy ny an'ny daholobe, ary ireo no nanohana io theorie io avy teo.
10. Jeankely ( 23/10/2007 09:51)
Ary naninona no tsisy Malagasy nahazo nefa nY Malagasy avolenta daholo no sady be olomanga=))=))=))
11. xxx ( 23/10/2007 14:47)
Jeankely:

Ary naninona no tsisy Malagasy nahazo nefa nY Malagasy avolenta daholo no sady be olomanga=))=))=))


satria ny tany mahantra ka tsy any amin'izany reharehan'ny mpanana izany no tanjona. Moa koa efa noteneniko teo fa misy resaka politika na lobbying kely ny prix Nobel, toy ny hoe iza no manana veto ao amin'ny OMC na ny hoe iza no oniversité manambola be afakja manohana publicité, etc.
ny tany mahantra aloha izao no vaingaindohandraharaha erak'i Afrika, fa tsy ny fanosehana antokon'olona na olontokana hahazo an'izany satria izany tsy hampitombo na iray grama aza ny managahazo hanin'ny tambanivohitra. =))
12. evasoa ( 23/10/2007 15:25)
Moa koa fatatra fa ny Nobel prize misy tantara politikany foana ary izay manana ny vola ihany no omena azy....


marina tokoa izany. Al Gore aza moa lasa prix nobel de la paix kanefa resaka bizna fotsiny io resaka the planetary emergency of Global warming

raha te hanasa an'i Al gore hanao kaonferansa ianao dia omany ny 150 000 § for 20 min raha vao ivelan'ny us. Ny trano onenany dia tsy ekolojika fa mampiasa herinaratra betsaka, ny fiarany hibrida nefa mandany be satria fiara 4*4 matanjaka be.

Ohatra nasongadina io fony niezaka nanafatra azy ny tanandehibe europeana iray, mampiseho fa resabola fotsiny ny azy, izy koa ve moa hiasa maina rahateo.

Dia talanjona aho fa prix nobel de la paix hono izy

resabola marina :^):^):^):^)
13. xxx ( 23/10/2007 15:36)
famporisihana azy hilatsaka ho filoha retsy iny an. izy ihany no WASP siora eo tsinona.
14. Jeankely ( 24/10/2007 02:14)
Hafa ny resaka Nobel Prize @ Fahandriampahalemana sy ny sisa fa maninona Ahmed Zewail avy ao Egypt afaka nahazo izany t@ resaka simia ary miasa @ oniversitia any Amerika? Resaka fikarohana no teneninko. Maninona no ao Bangladesh izay tany mahantra misy mahazo t@ resaka micro-finance (Ynus). Aza avadika resaka politika fa maneke hoe MANAMPAHAIZANA SY BE OLOMANGA I MADAGASIKARA saingy mbola taraiky. Rehefa mahazo vahana mipetraka andafy dia samy mihevitena ho olomanga sy favibe daholo ary mitady ny fianarana nataon'ny sasany.
15. xxx ( 24/10/2007 02:24)
Tsy ilaina izany hoy aho. Tsy misy ilavana izany Nobel prize izany mihintsy ary tsy hampirisika ny ankizy haka an'izany mihintsy raha izaho. Ny antony dia satria mbola elitisme navelan'ny frantsay ireny, fitiavana te hiavaka.
Raha ny fempetra natao harahina amin'ny fanomezana azy ireny fahiny no arahina dia ekeko fa tsara ireny saingy raha ny zava-misy amin'izao fotoana izao dia tsy mahasintona ny saiko mihintsy ireny.
Tsy misy idiran'ny fipetrahana andafy mihintsy io fa ny olombelona dia milay avokoa fa ny tena miandrandra izany fatratra aza no misy voa kely fa angamba tsy maharaka ny namany.
Izaho aty andafy fa tena tsy misy ivakiako loha amin'izay iza no milay na iza no tsy milay satria tsy tao anatin'ny fanabeazana azonay izany sady fomba ratsy hoy ny olona izany mi-categoriser izany. Fa raha izay no efa nilaina hampandroso ny firenena dia mbola azonay ianarana koa, saingy raha mbola amin'izao fotoana izao aloha dia hitanay fa karazana resaka mandany andro mbola mampahantra ny firenenay izany, ary mivavaka izahay mba tsy ho betsaka ny toy iznay fa raha tsy izany, miala tany dia manavota taranaka.
16. Jeankely ( 24/10/2007 06:33)
Inona no idiran'ny resaka Frantsay @n'ny resaka Prix Nobel ry xxx ity a? Mba isao hoe firy ny Frantsay nahazo Prix Nobel @ Economics, Mathematics, sns. Rehefa hoe miseho mahay nefa tsy nahavoaka formul dia mila misaina. Mbola teo @ sehatra nianatra daholo fa tsy mbola tonga @'ny famoahana zavatra. Ny zaza indray ve no domboina hoe aza mikaroka na manao fandalinana. Fa inona indray ity Raxxx?=))=))=))Mijanona ho Olomanga fotsiny ve?
17. xxx ( 24/10/2007 19:36)
Misy adino-ndroky: chemicals hehehehe=))
Ireo no tena Nobel aminy fa ireny nobel de la paix e, ireny nobel de litterature ireny dia ambokambony mody omena izay tiana omena azy any amin'ny tany tsy alehany nefa azo hatao namana tsara. =))
Momba ny French indray dia: Tsy niheritreritra an'izany prix Nobelo izany mihintsy ny gasy sasany matimboninahitra raha tsy nandalo kely tany ny frantsay somary nanambany azy kely aloha sady namafy ny hoe ireto sy ireto no atao hoe milay. Ny Frantsay mantsy dia fatratra manenjika azy io taloha ka inona moa no nataon'ny sasany ho fomba tsara tsy izay nohandrandrain'ny Frantsay rehetra? lol =))
Tena miala tsiny aloha fa ny zanako ny ahy tsy asiako maka izany Nobel Nobel izany klé, tsy te hamelona olona ho diso fanantenana manenjika rendrarendra zah marina, raha samy hanenjika rendrarendra ihanyd ia aleoko indray izy lasa mpilalao vola kleazany an!

Raha tena tianao ho fantatra hoe maninona no tsy misy gasy mba mahazo Nobel Prize dia mijereva fitaratra dia fantatrao ny valiny, lol =))
18. Jeankely ( 25/10/2007 03:30)
Tena vao nahay nijery dia nahalala ny tena teo @ fitaratra. Ny tiako ambara dia tsy alaina akory io fa azo rehefa mahatafavoaka zavatra.
19. xxx ( 25/10/2007 03:36)
Ka izay anie ho aho e! Ny molamola loatra foana no tena tsy mahazo, fa rehefa ketrehina miadana eny ao amin'ny rythme mety tsy manampo akory fa mahazo tampoka. Fa na dia izany aza hita ihany hoe tsy maintsy ny antitra no omena azy, jereo daholo ny taonandry zalahy. :-D
20. Jeankely ( 25/10/2007 05:26)
Rehefa nanome "Public Lecture" taty @'ny misy ahy ny Nobel Prize iray tsy hitako hoe antitra izany ary olona mbola miasa sy matanjaka. Sa tsy haiko ny dikan'ny hoe antitra angamba. Izaho manoratra antitra eo anatrehan'ny tanora fa tsy antitra raha mihoatra @'ny fianana. Aza adino fa anisany nahavizana ny fiheverana fa rehefa manambola dia izay fa tsy ilaina ny mandalina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065