Raha biskileta no ampiasaina eto Mada !
1. dokotany
(
19/10/2007 07:34)
Tsy mahatsara antsika ve ny mitaingina biskileta toa izay hisesika anaty taxi-be ? Tsy maintsy hiakatra indray mantsy ny frais atsy ho atsy ka soson-kevitra ny ahy !
répondu par manoasoa le 05/10/2012 13:07
2. kally
(
19/10/2007 08:21)
Ka ohatry ny tsy misy lalana natao ho an'ny bisikileta mihitsy ange ny araben'Antananarivo (raha ao no resahina satria ao no tena mpampiasa taxi-be) sady be fiakarana be.F'izany eo ihany fa ilay bisikileta misy mangalatra foana no tena henjana sa ahoana hoy ianao?
Raha ny any Antsirabe mantsy nefa dia bisikileta no tena fampiasan'ny olona saiingy samy hafa mihitsy ny ao Anstirabe sy ny ao Antananarivo ka tsy hita hampitahaina loatra!
Raha ny any Antsirabe mantsy nefa dia bisikileta no tena fampiasan'ny olona saiingy samy hafa mihitsy ny ao Anstirabe sy ny ao Antananarivo ka tsy hita hampitahaina loatra!
3. tsaramaso
(
19/10/2007 09:42)
tsleeee !!!!!! tony ndray le voapempon'ny ecolo vaza tsisy ilaivana azy ireny !!!!!!! tssssssssss
Mandehana bisikileta 67 - Ankatso mandroso - miverina isan'andro elahy ry dokotany mandritra ny taona !!!!!!!
Mandehana bisikileta 67 - Ankatso mandroso - miverina isan'andro elahy ry dokotany mandritra ny taona !!!!!!!
4. princesseN
(
19/10/2007 14:00)
tsy ratsy alou le hevitra fa raha toa ka marary mitaingina biskileta eo sady tratran'ny fatigue générale de tena tsy ho vitan'le fitsitsina frais e!ny miditra hopitaly sy ny fanafody lany nge tsy ho 5000/jr fotsiny e!
5. bozyboleta
(
19/10/2007 14:02)
Defa mividy vata-paty konko atao fiandry, fa firifiry zay mpitondra bisikileta nodomin'ny tônabil zay. Misy konko tsy mahay code de la route fa refa mahay mamoy bisikileta de lasa ty.
Ny lalana sady tery no tsisy natokana ho an'ny bisikileta fa samy mande samy mi-roule eny.
Ny lalana sady tery no tsisy natokana ho an'ny bisikileta fa samy mande samy mi-roule eny.
6. Robert
(
19/10/2007 15:21)
Milà manao ezaka ny tananan'Antananarivo vao hety io hevitr'i dokotany io.
Fa raha any @ faritany indray de miankina @ heri-batana io..
Fa raha any @ faritany indray de miankina @ heri-batana io..
7. ikaretsaka
(
19/10/2007 15:30)
tsaramaso:
tsleeee !!!!!! tony ndray le voapempon'ny ecolo vaza tsisy ilaivana azy ireny !!!!!!! tssssssssss
Mandehana bisikileta 67 - Ankatso mandroso - miverina isan'andro elahy ry dokotany mandritra ny taona !!!!!!!
tsy maninona.. lavitra noho izany aza ny ahy petahako isan'andro hatramin'izao... ko maninona ko maninona?
Raha any madagasikara, rehefa ilaina, Tana- Bira aza petahana @ biskleta ramose a
Adiny 5 mahery kely de tonga
Tara adiny 2 @ taksi brosy fa mahita paysages sy ny sisa
8. ikaretsaka
(
19/10/2007 15:35)
princesseN:
tsy ratsy alou le hevitra fa raha toa ka marary mitaingina biskileta eo sady tratran'ny fatigue générale de tena tsy ho vitan'le fitsitsina frais e!ny miditra hopitaly sy ny fanafody lany nge tsy ho 5000/jr fotsiny e!
atomboka tsikelikely ohatran'ny entrainement rehetra ihany fa angaha tonga dia petahana lavitr'ezaka be?