Lisany koa ve mba tratran'ity
1. salmo1
(
16/10/2007 12:23)
Rhefa mba zah no manimanina @ sipa raika, ka ra tonga de akenkeziko tampoka, de toriko fitia kely izy... de raha tsy manaiky... De zay zany:lol:, ary matetika tsy de hasiko olana fa mbola misy ny manja sy tiko bdb...
Rhefa mba joba indray no manantona anah, ka ra tonga de tsy ekeko ny fitoriany fitia, de lazainy fa tena: bandy tena tsy ao maintsiny e^:^tsisy hilaivana azy e^:^ mataho-behivavy e^:^ sns...
Ary ra hitany miresaka @ joba hafa ndray zah de tena ôtrany jerijereny tsara, ary ôtrany mieritreritra zany lay joba raika oe: tsy mba ôtrizao no firesakao tamiko, fa ahoana?. Za fotsiny no tsy ti hanontany.
Misy indray ireo joba kristianne, raha hitany misangisangy am joba hafa tsy Kristianne ny bandy de himemezany sy haratsiratsihany rehefa azony akolaka.
Mandreraka ity miaina @ zatovo ity ka^:^

répondu par ftlozy le 26/03/2008 00:57
3. Aino
(
16/10/2007 14:01)
De zay zany, ary matetika tsy de hasiko olana fa mbola misy ny manja sy tiko bdb...eo dia matikiambo eo, tahaka any ireny mba bogosy be ireny ery!!:-D:-D:-D:-D
ary ôtrany mieritreritra zany lay joba raika oe: tsy mba ôtrizao no firesakao tamiko, fa ahoana?. Za fotsiny no tsy ti hanontany.hay kosany dia efa pamonany nareo ah, mahay milaza any izao ao antsainy sasany. :-p
Mandreraka ity miaina @ zatovo ity kazao sahady ve de reraka sy le hoe:oops::roll:=))=))
4. salmo1
(
16/10/2007 14:32)
Aino:
eo dia matikiambo eo, tahaka any ireny mba bogosy be ireny ery!!:-D:-D:-D:-D
Wadray kou kle! Za tsy miady bôgôsy zany ka^:^
, fa tena tsy zakako maintsy rhefa tenenina sasany oe: ers majo y maxista :arrow::arrow:
=))
6. kallie
(
16/10/2007 15:34)
:-D:-D:-D:-D:-D sô d tokony atao dinika manokana salmo sy aino ty? :-D
7. xxx
(
16/10/2007 23:56)
kallie: enao zao no tokony hatao dinika voalohany, ary mety betsaka tsara ny mpamaly dinika ah!!!
8. Jeankely
(
17/10/2007 07:33)
Rehefa hoy ianao Ra-Salmo hoe "Mandreraka ity miaina @ zatovo ity ka" dia maka antitra sahala ilay iray nivady @ 91 taona.
9. salmo1
(
17/10/2007 09:08)
jeankely: ra hatao mifamadika le ''91'' taona de lasa ''19'' taona.:lol:
Ny 19 taona aza efa tady tsy ho zaka,... ary raha vao mihoatrany ''19'' taona
de zah tonga de kivy!
;-)
Ny 19 taona aza efa tady tsy ho zaka,... ary raha vao mihoatrany ''19'' taona
de zah tonga de kivy!
;-)
10. koffman
(
17/10/2007 14:22)
inn moa zany fa bôgôsy be zany elah koa, ampfilafila sipa nefa tsy mila sipa mampifilafila, fa le sipa 1er tour de vita reny zany no tian'là de elah ihany no mora leo be eo,
11. salmo1
(
17/10/2007 15:06)
koffman:
inn moa zany fa bôgôsy be zany elah koa
Misôtra less e! fa zao: lay mandoka tsy rariny, tsy miady ho bôgôsy indrindra aho... fa ataoko fotsiny izay hahitany olona tsara ho ahy, mba hifandraisana tsara sns... tsy mila koa oe: izao tontolo izao hilaza ahy ho bôgôsy indrindra, tsy de important lôtra lai izy amiko. Rehefa zay no hitany olona dia raisiko fahasambarana ho ahy manokana, satry tenako ity...
;-)