Ady fasana
1. bozyboleta
(
15/10/2007 04:36)
Nanatrika fandevenana za omaly. Tonga teny @ fasana, nivoha soamantsara ny fasana saingy nisy antokon'olona nijorojoro nimenomenona teo akaiky teo.
Rehefa asitrika le razana, de nitabataba sy nanakorontana le andian'olona tsy nankasitraka ny nidiran'le razana tao am-pasana.
Tsy nihaino ny tompo-manjo fa de niroso ihany, ary tafasitrika ihany le razana.
Ny mpanatrika de samy nalahelo ny tompo-manjo. Marina fa tsy nahalala ze tena anton'ny fisavorovoroana, fa @ maha-malagasy de fihetsika tsy mendrika ny nasehon'ireo mpanakorontana satria Ny malagasy tsy miady amam-paty
De hitondra inona t@ ireo antokon'olona ireo ny fihetsika nataony?

répondu par bozyboleta le 18/10/2007 04:17
2. sarobidy
(
15/10/2007 07:11)
ouff lozabe ko zany zava-nisy zany? D tsy fantapantatrao v oe inona no natonga anle ngonongonona? Ohatra oe so d tsy tokony hilevina tao le olona na tsy haiko e....
3. bozyboleta
(
15/10/2007 09:09)
Za moa mpanatrika ka tsy mahay loatra ze tena olana, fa ny fantatro kosa de ny rain'le maty io efa milevina ao ary ny fianakms aza nanararaotra namono lamba an'io rainy io omaly, ka angamba tsy de hoe tsy mahazo milevina ao izay no tena antony.
4. ravatorano
(
15/10/2007 09:31)
mety misy resaka hafa ao fa tsy hiseho lany ho azy izao izany korontanana izany
marina fa ny malagasy tsy miady amam-paty fa kosa amin'ireny fandevenana ireny misy fombafomba fanao na nisy zavatra nifanarahana tsy voahaja na maro no mety antony e fa mampalaelo tokoa ny zava miseho toy izany an
:wink:

5. koffman
(
17/10/2007 09:14)
shhhhhh...! zany koa ve de hiadivana? fasana? efa misy mitapy koa ne ny olona e! Ka rah tsy nalevina tao zany le faty de nalefa taiza? ho entin'le tsy nankasitraka ny hilevenany ao mody? sa ho aiza? sa hiandrasany hitsangana hitalaho aminy hoe "io re mba aleveno miaraka @ raiko ao zà azafady e"
sa nisy fomba tokony natao?
sa nisy fomba tokony natao?
7. ikaretsaka
(
18/10/2007 03:33)
ilay miady amam-paty aloha tsy mety e..
fa ilaina ko anefa ny manaja ireny fomba amam-panao ireny, tsy araka ny mahafomba azy fotsiny fa mba hitandrovana ny mpiara belona
lasa any @ ilay maty no atao fitaovana hanitsanana ny lonilony
fa ilaina ko anefa ny manaja ireny fomba amam-panao ireny, tsy araka ny mahafomba azy fotsiny fa mba hitandrovana ny mpiara belona
lasa any @ ilay maty no atao fitaovana hanitsanana ny lonilony
8. bozyboleta
(
18/10/2007 04:17)
Refa nande moa ny resaka taty aoriana zao, de kay lonilonin'ny samy velona le izy, fa tsisy resaka fomba na fasana na le maty mitsy.
Fa de teo zany no nanararaotan'ny ankilany fa hanao zay hanalana baraka ny fianakams eo imason'ny olona.
Tena fôpla be le toe-tsaina.
Fa de teo zany no nanararaotan'ny ankilany fa hanao zay hanalana baraka ny fianakams eo imason'ny olona.
Tena fôpla be le toe-tsaina.