tsy mazava!
1. xxx
(
13/10/2007 13:44)
manana sipa mpanao sport in-3 isankerinandro zà , zany we ny latsinainy , alarobia d alahady, izy moa miasa ,ny luindi à samedi , ary mirava @ 20h ,d nefa @ alina izy no manao anireo sport ireo (basket , volet ) ary ny alhady velot , eo @ 35km eo eo , ny sabotsy ariva avy miasa aloha zahay efa tsy miaraka fa manao fiainany rery izy ohatra we miaraka @ bandy namany na mankany @ raiamandreniny, fa 1ou 2 fois / semaine mba anjarako,izy @io efa 35ans fa tsy zazakely akory ,d ny problemako d tsy ampy za ilay mifankahita indroa /herinandro , sy ilay mahazo texto kely , sy miantso kely 5mn ! , izy aloha mbola tsy mpisipa zahay efa nanao anireo activité ireo izy e , nefa zao efa misy anahako d tokony mba misy fiovana kosa e ! za koa moa tsy sahy mitabataba azy @ zany satria sao d ataony we manimba ny fiainany eo , fa tsy mi-coprendre mihintsy zà e, izy aloha rehefa miaraka zahay d mahafinaritra tsy misy kianinana fa zay fotsiny no tsy azoko ! raha mba misy afaka mba manazava ny saiko na mitovy cas amiko d mba ampio fa matahotra koa za sao manimba zavatra
répondu par xxx le 21/10/2007 20:46
2. kallie
(
13/10/2007 14:32)
efa noresananao azy ve io fanirinao te hiaraka aminy bebe kokoa io? sa d eritreritrao samirery?
Amiko, raha tena tsy misy ny olana aminareo d teneno azy fotsiny ny etaetanao, aza manakiana azy amzay ataony fa ny fanirianao lazaina, sy ny fihetseponao...
nareo mitsam ihany no mahavà ny olana
Amiko, raha tena tsy misy ny olana aminareo d teneno azy fotsiny ny etaetanao, aza manakiana azy amzay ataony fa ny fanirianao lazaina, sy ny fihetseponao...
nareo mitsam ihany no mahavà ny olana
3. soanja
(
13/10/2007 22:20)
kallie:
efa noresananao azy ve io fanirinao te hiaraka aminy bebe kokoa io? sa d eritreritrao samirery?
Amiko, raha tena tsy misy ny olana aminareo d teneno azy fotsiny ny etaetanao, aza manakiana azy amzay ataony fa ny fanirianao lazaina, sy ny fihetseponao...
nareo mitsam ihany no mahavà ny olana
=D=D=D
Rehafa miresaka aminy fotsiny de aza ny momba azy no asesika hoe ianao tsy hita lava na ianao izao , ianao izao.
Atombohy amin'ny hoe fantatro fa tia..... sns ianao mahafaly ahy izany saingy ny fahatsapako ny tenako dia .... mahatsiaro aho fa ...... mahatsapa aho fa mila ..... dia ahoana ny hevitrao momba ireo?
Dia hita eo izay hafitsony.
Izay tia mihaino! izay ihany no lakilen'ny fiarahana maharitra.
4. cutie
(
13/10/2007 23:22)
miombon-kevitra @ kallie sy soanja
ny anampiako kely azy fotsiny de we don't be too demanding :)
ny anampiako kely azy fotsiny de we don't be too demanding :)
5. xxx
(
14/10/2007 08:03)
normale v aloha zany fihetsiko zany sa zà mi-demander zavatra impossible!, in-3 isan-kerinandro d ampy ahy ! misaotra betsaka @ nareo zay namaly sy izay mbola hamaly
6. cutie
(
14/10/2007 18:00)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-10-2007 10:03:05
Lohateny : Re : tsy mazava!
normale v aloha zany fihetsiko zany sa zà mi-demander zavatra impossible
normale
7. simplex
(
14/10/2007 18:24)
:D:D:D
ity ndray aza taktikan-dehilah,
* ra tena tsy ampy le in-2 isan-kerin'andro, d mandehana miaraka manao sport miaraka aminy. Zay nge d efa milay e :@
* tsy mety nga ra ela no maka initiative. Ohatra hoe, zoma hariva mba mirozirozy manala azy nareo mitsam. Tsy voatery hoeny Analakely nge e (mbola misy ve le revy be eny io refa zoma?) fa na mamonjy soiree na tsy haiko ze alehanareo any... :)
* sao d mba mitady raharaha lesy elah ity? :-w tsy zaran'la aza ve izy mba tsy mi-colle be loatra mba misy analana azy any bandy akama kle :) sa ahoana? :P
;-)

8. tywa68
(
14/10/2007 18:48)
xxx : mila imagination kely enao d miova izy :lol: miara-manao sport aminy ohatra, na manàna zavatra atao koa, d tsy mivaky loha loatra @tsy maha-eo azy.
9. koffman
(
16/10/2007 13:27)
mazava lesy zany a, satria t@ nareo mbola tsy niaraka no efa fanao io, fotsiny hoe izy mbola manao an'le izy h@ zao. Rah ny hoe eritreritra ambadimbadika dia hazavao ny sain'lah fa tsisy izany, fa ny mandreraka fotsiny angamba de le ftôna hiarahanareo zara rah misy, marina ny an'i simplex @ hoe mba enao mi-proposer aminy hoe ndao ho ary na ho ary, fa rah @ zay kosa izy no tsy mety de ny an'lah no be indrindra.
11. koffman
(
17/10/2007 15:05)
mba manaova mody be programa koa elah e,manaova be ftôna à gauche et à droite fa ho hitan'lah fa hanana ftôna hiarahana @lah tampoka eo izy.
12. xxx
(
17/10/2007 17:23)
ka zao anie lesy ny blem , zahay aty andafy , d izy somary mipetraka lavidavitra ihany , hanao sport iharaka @ koa aloha ts tratra satria mbola hiasa koa ny ampitso, angamba fotsiny we harahana indray ilay hevitrareo we , mody miseho b programa b d tsy manampotoana mihintsy koa .
14. koffman
(
18/10/2007 15:20)
dibbah:
aza mivaky loha b d ho hitan'ialahy ny fitiavana an'ialahy avy eo
=D=D=D=D
ny sipa ne l'ty le elah tsy de mivakll aminy iny no tena tadiaviny e, andramo ange e!
18. naughtyboy
(
21/10/2007 18:46)
xxx za kalo tsy anoro voana anla fa in3 zany atonony tsara letsy fa nga iny ihany mo no tsy maintsy eritreretina ,asina mpifaninana aminy hafa hita matetitetika mety2 de ho hitanla fa ho tsara ny tsena avy eo aza manaiky atao taimbaolina zany:°)
19. xxx
(
21/10/2007 20:46)
in-2 na in-3 isankerin,andro iznay kosa ve klé? mety misy manana in-5 na in-4 isankerin'andro ao ambadika ao fa tandremo. tsy norma izany fa tonga dia kozio izy dia rehefa tsy mety dia mialaha fa raha efa samy 35 nas nareo mitsam dia eo amin'ny 35 ans eo koa sisa izany ny fiainana ka aza gaspiller-na e!