Bloké hoe niryna???

1. hery ( 12/10/2007 08:34)
Tato ho ato dia mahita resaka mitsipalotra tsindraindray aho avy amin'i niryna hoe sakanana tsy mahita hafatra eto amin'ny forum izy.

[apetrako eto ity fa sao misy hafa voa koa]

Izany hoe mahita ilay hafatra izy fa ny tapatapany ihany no hitany dia tsy hittany intsony ny ambiny.

Izany hoe ( aleo hazavaina tsara ilay mitranga :-) ) raha misy hafatra 187 ilay dinika dia hatrany amin'ny 130 any ihany no hitany... fa ny ambiny bloké hono.

1. Raha misy olana toa izany dia milazà aty amiko aloha fa sao mba olana teknika.
2. Raha mi-blok zah noho ny antony dia tsy hanao calcul hoe hatr@ hafatra 120 na 134 ihany nirina no hitan'i niryna (sarotra be ny manao an'izany calcul izany :-) )
3. Marina fa tsy dia mahaliana ahy intsony ny zavatra soratan'i niryna... kanefa tsy dia misy interet koa ny hanakanana azy fa rehefa tsy te hamaky ny olona dia mijanona fotsiny.

Ka hoy aho hoe tsy bloké ianao.

Inona ary izany no mitranga?

Tsikaritro hoe isaky ny lava be ny hafatra dia lazainao fa bloké ianao. Ka izao no inoako fa mitranga.

1. Satria lava ny hafatra dia mety tsy mitranga (tsy asehon'ny ordi-nao) hatramin'ny farany.
2. Mety hoe mbola mi-charger ilay pejy fa tsy hitanao fa heverinao fa efa tapitra
(3. Mety hoe lanin'ny voalavo ny hafatra sasany oups :-p)


Raha sendra mbola misy manana olana teknika hafa dia manorata ho anah fa tsy hitako raha eny anelanelan'ny hafatra eny ianareo no miteny hoe misy olana.

Hery (miezaka manome fahafaham-po)
Tsiky dia ampy
répondu par ari.malala le 17/10/2007 13:43
2. mihanta ( 12/10/2007 08:55)
Inona ary izany no mitranga?

Tsikaritro hoe isaky ny lava be ny hafatra dia lazainao fa bloké ianao. Ka izao no inoako fa mitranga.

1. Satria lava ny hafatra dia mety tsy mitranga (tsy asehon'ny ordi-nao) hatramin'ny farany.
2. Mety hoe mbola mi-charger ilay pejy fa tsy hitanao fa heverinao fa efa tapitra




efa nahazo ahy io blème io.
izaho indray tsy nihevitra anzany bloké zany satria raha tena bloké marina d tsy hahita na ny sombin kafatra akory aza.
@ izao efa mandeha ara dalana tsara ka.
3. laolina ( 12/10/2007 09:01)
za ko aloha eh revo lava be le hafatra de tsy mety hisokatra mintsy le page fa de micharge eo le izy na andrasana 5mn aza de aleko miala de miverina :)indrindra mo le hafatra be mpamaly efa ho 100 mehry reny de tsy mijery tsony za fa haiko fa tsy hisokatra vetivety
laolina de ampy 8O ana ko io an
4. lanto ( 12/10/2007 09:11)
Ny ahy njay d mbola tsy nahazo anah io fa na dia hafatra efa 954 aza mbola nisokatra
=)) dia ampy (vanitika d ampy) ==> anah io an !!!!
5. xxx ( 12/10/2007 09:17)
Na atao hoe tsy tafiditra tanteraka aza mety misy antony betsaka, fa tsy voatery hoe voasakana foana. Efa teo manko ;-)

laolina, nenah koa. Indrindra ilay dinika misimisy sary ireny, ... ohatra an'ilay hatsikana resaka alika(*)

[size=10px](*) fa tsy resak'alika ;-)[/size]
6. hery ( 12/10/2007 09:22)
hummm> ary toa lanto :-w (biz na zany aza)
7. lanto ( 12/10/2007 09:25)
Tsatsa :-p zah mbola somary pousy :-*
8. ravatorano ( 12/10/2007 10:53)
za mbola tsy nanana olana ohatran'izany mihitsy sady za ngodakely ty v azo blokéna kle
:wink: ==> anah io ah
9. lamie ( 12/10/2007 11:15)
mahafinaritra ka!(l)(l)(l)
10. ari.malala ( 12/10/2007 11:33)
nenà ny mahazo ana d hoe misy namana mamaly nefa refa klikeko ny hafatra farany nosoratany d tsy hita le izy, d ts mi insiste ah fa hoy aho hoe mety nosakanany ngamba za, nefa refa jerena ny namana nisakana d tsisy afats 1 efa t@2005 zay no ao hihihi! d ts haiko. Ohatra ftsn zao le ao am kolon-tsaina misy novalian'i tsaramaso, d ts hitako nefa izay nosorantan'i tsaramaso ao d avelako amzao ftsn hihihi d ampy (ana io an lol)
11. ikalamako ( 12/10/2007 12:33)
mitsidika dia ampy
12. sitlo ( 12/10/2007 15:41)
za ndray efa tratra imbetsaka fa mbola tsy nandalo ny saiko mihitsy izany hoe bloké izany.

Indraindray aza misy tsy hita tampoka ny valiteny eny anelanelany eny.

Ny manao zavatra tsy mora. Mazotoa dia mirary soa.
13. tsaramaso ( 12/10/2007 16:06)
hahahahahahahahahahahahahahah !!!!!!!!!!!!!!! de tsy ampy !!!!!!!!! iiiiiiiiiiiiii !!!!!!
14. lanto ( 12/10/2007 16:09)
tsy ampy firy kapoaka indray i tsaramaso ? :roll:
15. sipagasy ( 13/10/2007 09:46)
mmhhh aleo ampiana ny sosisy any andohatapenaka e! hihih ampiarahina à tsaramaso ry lanto annn hihi

bizz:-*
16. ari.malala ( 17/10/2007 13:43)
de asina romarin kou:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247