Slt daholo e,sao mba misy manana ny tonokiran'i faratiana oe "efa ela zao no nialako tan-tanana elabe.....ref ho avy aho ho avy e 2x, efa ela manimanina e..." rytmhe zook le iz fa tsy haiko ny titre. dia misaotra mialoha e.
Salut,
Izahay tao amin'ny gazety ngah dia namoaka io tononkira io vao tsy ela akory izay ka raha mila ianao dia alefaso amin'ny adiresy mail-nay eto Antananarivo ny mail-nao fa alefako izany.
Rinja
Salu daholo e!!!!!!!!!
Tena mba mitady tononkira vazah zay e! Le we: il me di jtm, il me coné par coeur ...........Ts haiko le titr ny nef tena tiko be iny hira iny. Mba valio re e!!!!!!!!Miangavy