pipi klôty

1. kallie ( 05/10/2007 18:46)
ty misy britney mipipi klôty sady string fliô http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.nosamislespeople.com/wp-content/uploads/BRITNEY_SPEARS_62.jpg&imgrefurl=http://www.nosamislespeople.com/2007/06/page/23/&h=391&w=450&sz=13&hl=fr&start=16&um=1&tbnid=Udw4_fLC1xFP8M:&tbnh=110&tbnw=127&prev=/images%3Fq%3Dstring%2Bfluo%26ndsp%3D18%26svnum%3D10%26um%3D1%26hl%3Dfr%26sa%3DN
répondu par vivi le 20/10/2007 18:13
2. xxx ( 05/10/2007 19:16)
sao d vao avy nilomano dia tsy mbola nisolo akanjo fotsiny kosa fa tsy hoe nipipi kloty izany e ! http://www.nosamislespeople.com/wp-content/uploads/BRITNEY_SPEARS_60.jpg , jereo le akanjo ambony !!!
3. sipagasy ( 05/10/2007 19:53)
izay mantsy ry xxx hihihihih :lol:
4. menalamba ( 05/10/2007 22:05)
avy nantsaka hono izy nolazainy ahy teo ka,mbona iny an-dohany iny ny tatao,fa nisy nitete kely ny siny....:-P:-P:-D
5. Herimiafina ( 06/10/2007 05:11)
Olona efa lany laza ireny dia mamorona scandale mba hiakatra ny fahalazana! :-D
6. Fiffi ( 06/10/2007 07:44)
f'ita hoa eh ! :{:{ misy sahy manao 'delit" mintss aza mba hiakarana njay !
7. menalamba ( 06/10/2007 08:53)
Izany hoe te halaza ratsy sahala @ mpangetotra an-tsena ve izany?:°):^)
8. naughtyboy ( 06/10/2007 13:41)
:-D:-Darakaraky ny etotra io e,ra le tsisy feo zao de tsy halaza eo mintsy:°)
9. sakaizakely ( 06/10/2007 14:40)
aza dia faly manenjidresy reto a !

dia tsy mba misy fo mangoraka mits ve aminareo ? Za klou tsy mirarà ze ataony, n'inn ninn toetrany sy tsy mety ataony, fa amiko kosa reny sarahina @ njanany izany, tena farafahoriana eto antany :cry::cry::cry::cry::cry::cry:
10. ikaretsaka ( 06/10/2007 22:55)
mbola iny tokoa ny tatao fa mety vaky siny tokoa
11. pissoa ( 07/10/2007 20:10)
inn koa ny dikan'zany ry Ika ? :oops::-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 08/10/2007 04:20)
sakaizakely:

amiko kosa reny sarahina @ njanany izany, tena farafahoriana eto antany :cry::cry::cry::cry::cry::cry:


Tena reny tsy miraharaha zanaka izy fa lozana midaina hoy ny garde de corps-ny knou! Fa rehafa misy mitady haka vao mahalala ny tokony hatao. iza no mahalala raha miverina amin'ny laoniny indray ny zava-drehetra raha tsy hamerina ny hadalany amin-janany indray bakeo? :@
13. SOBIKA ( 08/10/2007 07:09)
ooooo ary sao dia avy nidaina kosa aza izy dia namely ankilôty!

14. dibbah ( 17/10/2007 05:06)
mazava ho azy ry sobika a !!!
15. vivi ( 20/10/2007 18:13)
mba tsy rariny kosa aloha ny ataony paparazzi ka , mbola ho tonga @ ry zareo koa aloha ny tsy mety d zay vao we loza ty , tsy afaka hiaina mihintsy ilay zazavavy , manaiky we raha resaka zaza d azo asiana commentaire fa mbola atao we nipipy kloty indray , tena degouté b zà!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5973