Afindrafindrao

1. salmo1 ( 05/10/2007 13:38)
Zao ve tsy ho sarotra be http://www.dailymotion.com/video/22699 :@
répondu par melody le 06/10/2007 23:19
2. melody ( 05/10/2007 13:51)
misaotra nizara ry salmo1 fa io v d sarotra? Izany ary mbola tsy miodina kou:lol:
3. booboo ( 05/10/2007 14:27)
Tsy mety ny fomba fandihin-dry zareo an'ilay afindrafindrao. Tokony tsy miara-miakatra tahaka an'io ny loha-tongotry ny an'ny lahy sy ny vavy raha ny tena izy.
4. sipagasy ( 05/10/2007 16:16)
oudryy, ary tsy mahay koa aho raha izany ry booboo fa ahoana akia ny tena fandihy azy??:oops:
5. booboo ( 05/10/2007 16:32)
eo @ ilay loha-tongotra mipilika kely iny (:-D) :

ny lhl : miakatra ny loha-tongotra (vodi-tongotra mipai-tany) - tsy mipai-tany ny vodi-tongotra (ny loha-tongotra indray no mipai-tany)

ny vhv : tsy mipai-tany ny vodi-tongotra - miakaratra ny loha-tongotra

Tokony tsy hitovy mihitsy ny paozin'ny tongotry ny vavy sy lahy rehefa mandihy an'io. Ny dikan'io hono a :
-ny lhl : mandona aloha vao miditra
-ny vhv : manidy aloha vao mamoha

:-D
6. sipagasy ( 05/10/2007 17:10)
hay va reh e!!!! misaotra akia booboo nizara izany an
7. ikalamako ( 05/10/2007 18:47)
booboo : =))=))=))
iny indray no tsy hitako, hay ve misy mandona aloha vao miditra sy manidy aloha vao mamoha e, dray dray dray, kopliké raha ty !:-D
Ny drame rehefa raikitra ny afindrafindrao tsisy fotoana hieritreretana hanidy vao hamoha k'ity ! Hay ry zalahy efa mandondona miandry vohaina ?=))=))=)):@
8. booboo ( 05/10/2007 19:53)
:-D:-D

Mandeha ho azy io rehefa ela² kely eo ambony piste kah ...sady mivanitika ihany mitadidy hoe mihidy aloha vao mamoha oun e ! hihihihihi
9. melody ( 06/10/2007 23:19)
mba hisian'ilay ambiasy ary ity ny clip n'io hafindrafindrao io fa tsisy mpandihy kosa an!
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x32gd9_eric-manana-afindrafindrao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07