mangataka tsy like intsony(Iary)

1. narmsteen ( 04/10/2007 07:34)
Manaona daolo!Mba mangataka tonon-kiran'i Iary le oe:"tsy like intsony" re ra mba misy any ô ô ô!
Narmsteen

Misaotra tompoko:evil:
2. Fiffi ( 04/10/2007 08:22)
narmsteen:

Misaotra tompoko:evil:
mampa:{:{


3. mercia ( 04/10/2007 10:00)
Vaovao ve zany hira zany e? mbola tsy renay mintsy, aiza kay no mety hahitana azy na henoina azy? efa misy ve ao @ RVG ?? ^:^
4. manahoana2000 ( 04/10/2007 13:17)
Slt, Mangataka hiran'i Liva sy Nirina titre:Sarobidy na zay misy atolotra ho an gasy rehetra any ampita Merci RVG
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676