Miarahaba sy ny fandroaoana tanana

1. havanan ( 02/10/2007 09:35)
Manahoana,
Misy milaza fa ny vehivavy no tokony handroso tanana voalohany rehefa miarahaba lehilahy. Ny sasany anefa milaza fa tsy fahalalam-pomba ho an'ny vehivavy ny mandroso tanana rehefa miarahaba lehilahy, fa andrasana hono ny lehilahy mandroso tanana vao manolotra tanana koa ny vehivavy.
Dia somary mahasadaikatra ihany fa sao dia ataon'ny olona firesaka eo, Sa ve miankina amin'ny faritra misy ny amin'izy io?
répondu par xxx le 02/10/2007 11:01
2. booboo ( 02/10/2007 10:02)
Ny fantatro dia ny vhv klou no mandroso ny tanana rehefa miarahaba dia zay vao ny lhl...
3. Fiffi ( 02/10/2007 10:45)
ny lhl mba ho fanajana miavaka ny vhv.....ny andriambavilanitra.....
4. xxx ( 02/10/2007 11:01)
ie arakaraky ny culture io , ny an\'ny vazaha ny vehivavy no manolotra tanana fa ny lehilahy no miarahaba miteny voalohany. Asa ny antsika malagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1818