tandremo de tandremo
1. diamondra27
(
01/10/2007 12:04)
ty ndray hono no malaza e!
Mes chers amis, bonjour!
voici des informations sérieuses:
À LIRE ET À DIFFUSER LARGEMENT
Je fais suivre car la confirmation de cette info a été diffusée sur EUROPE 1 . Dans les prochains jours, vous devrez faire très attention de n'ouvrir aucun message appelé 'invitation', peu importe qui vous l'envoie !!! C'est un virus qui 'ouvre' une torche olympique et qui brûle le disque dur du PC. Ce virus sera envoyé par une personne que vous avez dans votre liste de contacts, C'est pour cela que vous devez absolument diffuser largement le présent message. Il vaut mieux recevoir ce message 25 fois plutôt que de recevoir le virus et l'ouvrir !!! Donc, si vous recevez un message dont l'objet est 'invitation', NE L'OUVREZ SURTOUT PAS ET ÉTEIGNEZ IMMEDIATEMENT VOTRE PC !!! C'est le pire virus annoncé par la CNN et classifié par Microsoft comme le virus le plus destructeur.
En plus de cela, attention à un charlatan du nom de "sharon lisette".
Merci!
_________________________________
renareo ve io?

répondu par Lantoer le 05/12/2007 14:09
3. diamondra27
(
01/10/2007 12:50)
karinah: de tandremo ihany na de zany azafa zava-doza kiss njy:-*:-*
4. hery
(
01/10/2007 13:13)
Aiza @ Europe1 sy CNN ilay resaka? :-)
Hoax foana.
Na izany na tsy izany dia aza manokatra fichiers joints na invitation na tsia ny objet... raha tsy hoe nilaza taminao mihitsy ilay olona nandefa hoe handefa fichier ho anao.
firy zao no nandefasan'i diams an'io?

5. Fiffi
(
01/10/2007 13:41)
hery:mba nitady koh zah fa tena tsy nahita...."recherhe anatin'1 volana aza tsy nahita)
Aiza @ Europe1 sy CNN ilay resaka? :-)
http://www.europe1.fr/recherche/resultats-recherche.jsp?motCle=virus+sur+pc&x=5&y=6
fa na izany aza...aleo mitandrina.....
6. hery
(
01/10/2007 13:55)
Fa ity no hitako
http://www.hoaxbuster.com/hoaxliste/hoax_message.php?idArticle=45332
http://www.hoaxbuster.com/ dia milaza amintsika hoe hoax ve ilay info (surtout resaka virus) sa tsia.
Ary raha virus universel sy matanjaka be otr'izany (nolazainy hoe nivoaka CNN) dia betsaka no naheno fa tsy haparitaky ny oul amin'ny alalan'ny email mihitsy. Tadidinareo ilay Virus tena izy hoe "I love you" ? Tsy ampy adin'ny firy akory dia efa nandre izao tontolo izao.

7. sakaizakely
(
01/10/2007 14:14)
tsy manokatra piece jointe avy @ olontsy fantatra fotsiny dia ampy
8. sarobidy
(
01/10/2007 14:28)
Diams, :-Dandefa ho andry a de ataoko oe invitation ny objet d tsy sokafan-dry ve :cry:
merci aki a
merci aki a
10. monstre
(
06/10/2007 06:29)
Ny ahy angamba ny toro-hevitro dia raha matahotra VIRUS dia ny OS LINUX no amporiosihako ampiasain'ny olona eh! Sady tsy vidiam-bola io no "Friendly" ohatra ilay logo "TUX" ihany
11. boubounezy
(
06/10/2007 17:00)
diams a! j'espère tu n'a pas de prblm!!!:-D:-D:-D:-D:-D tandremo d tandremo;-):-D
12. Lantoer
(
05/12/2007 14:09)
zah alou refa manana virus de alefako aminareo rehetra, fampitandremana mialoha ny ahy io.
Mahaiza mieritreritra fa ianareoo no fahavaloko voalohany ry namako.
Mahatantesa rehefa roboka e.