Mitady tononkira

1. Nafly ( 01/10/2007 09:52)
Mba mangataka ireo izay ny tononkiran'i Rossy aho indrindra indrindra Ikalasoa sy Ity taona ity. Dia misaotra mialoha e !
répondu par jocker le 12/10/2007 07:12
2. Fiffi ( 01/10/2007 11:52)
mba nitady hiany fa tsy nahita.....
3. xxx ( 01/10/2007 12:41)
nafly..ny tsotra indrindra lazaiko anao ngamba de hoe sady mihaino an'ilay hira ianao no mandika ny tonony. amzay sady hainao tsara ny mihira an'ilay izy. en plus teny gasy ange reny e, mora be ny mandika azy , sa ahoana????
4. Fiffi ( 01/10/2007 13:48)
indraindray na de sady mihaino an'le hira aza de sarotra hiany maka an'le tonony koh !
5. jocker ( 12/10/2007 07:12)
Tononkiran' i Do rajohnson & Feat
Lohateny: IRERY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2082