Ariary zato am-pandriana "Systeme affaire@domicile"

1. Ritsoka ( 01/10/2007 09:31)
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra. Nisy nanoro ahy ity Affaire@domicile, Herbalife ity, efa nahazo ilay CD sy Prospectus aho,avy any La Réunion ilay izy raha ny fitomboky ny paositra ny ny Timbre no jerena, ka te hanontany aho hoe : efa nisy nahita ve ianareo? dia ahoana ny marina amin'izy io? nijery tamin'ny Net ihany aho fa maro ny milaza hoe marina sady mijoro vavaolombelona, fa tsy vitsy koa ny milaza fa fitaka fotsiny.:roll:

Tena mahaliana tokoa ilay izy satria ao an-tranonao ihany inao no miasa ary izay tianao hiasana dia mety daholo "tena ariary zato am-pandriana" mihitsy raha ny filazan'ireo mpijoro vavolombelona.

Mba lazao zay hevitrareo hiarahana midinika eto!!!8O8O8O

Ritsoka
répondu par namana2008 le 13/12/2007 09:52
2. Fiffi ( 01/10/2007 10:09)
asa kalou aleo hiany mailo...de misy an'zany hoe mandoa 45€ , de 129€ avy eo ? :-w:-w
http://forum.aufeminin.com/forum/carriere1/__f29772_carriere1-Systeme-affaire-domicile-qui-connait.html#274111
3. Simpona ( 01/10/2007 10:23)
Za zao no efa nanandrana an'reny fa otrn ts nisy tohiny, namaky ilay système fanaovana azy aho nefa otrn maharesy lahatra ihany fa tsy haiko ny olana.

Ialako tsiny am'zay nahatsiaro tena ho voarebirebiko tam reny fa za koa aza mba resy lahatra tam zany. (ts ty solonarana ty no nampiasaiko tamzany an
4. Fiffi ( 01/10/2007 10:37)
le système am-io anié ka mivarotra an ! de ny % am le izy no azonao....nanana namana nanao an'io zah fa tena niala maina fotsiny....:{:{:{
5. Ritsoka ( 01/10/2007 10:58)
le système am-io anié ka mivarotra an ! de ny % am le izy no azonao....nanana namana nanao an'io zah fa tena niala maina fotsiny....


Taiza no nisy an'io namanao niala maina fotsiny io? ny mampino sy tsy mampino aminy manko a! ny ankamaroan'ny olona tena milaza fa mivelona aminy dia any Eropa daholo. Fa za eto Dago anefa ...
6. Fiffi ( 01/10/2007 12:06)
Ritsoka: nefa io olona io de eto frantsa....heu....arakin'zavatra nazavainy anaha kalou de hoe "fomba fivarotana zavatra io...de izy zany "ambassadrice de vente" ohatra ity zao...

http://www.emploi-vdi.com/bien-etre-avon.htm de izy no manao porte à porte na via net , na bottin mikaroka ny client-ny hamarotany le entana....
7. xxx ( 01/10/2007 12:20)
Toa misy gasy manao an'io ka mety ho afaka manazava aminao. http://www.bloghotel.org/nyainacoaching ny blog-ny, misy adiresy mailaka ao. (Teto amin'ny serasera ihany no nahalalako an'io takelaka io fa tsy hoe fantatro akory ilay olona.)
8. Ritsoka ( 01/10/2007 13:12)
Fiffi
Ritsoka: nefa io olona io de eto frantsa....heu....arakin'zavatra nazavainy anaha kalou de hoe "fomba fivarotana zavatra io...de izy zany "ambassadrice de vente" ohatra ity zao...


Toa misy gasy manao an'io ka mety ho afaka manazava aminao. Jereo eto ny blog-ny, misy adiresy mailaka ao.


Rehefa nojereko daholo ny Liens nomenareo dia mbola mitovy amin'ilay voalazako tetsy ambony ihany. i Fiffi milaza hoe niala maina raha ny fahitako azy dia tsy mitovy loatra amin'ity hoe Herbalife ity.
fa ny an'ny XXX no tena mitovy @izay anontaniako eto ary mbola tsy eto Madagasikara koa io na dia Gasy aza.

Izany hoe tsy mety aty Afrika ve izy io izany sa ahoana?
9. sakaizakely ( 01/10/2007 15:11)
raha tsy mahay blabla de aza miditra amin'io fa de mitonantonana tokoa an !

manaova marketing kely klou manodidina anao ahafantarana raha hisy kil marina na tsia dia arakaraky ny interet asehon(ny olona anao no andraiso fanapahankevitra

ra za manokana dia tsy tia herba-prout

mitovy hevitra @ Fiffi kou

tsy dia mandeha mankaiza koa izy io aty europa fa resaka fotsiny izany

fa raha ny hevitro manokana tsy hisy kil any dago any io ; ny vola hamidy sakafo ara efa tsy misy kou haninn ny oul no hividy prout prout herbaprout ?

natao ho an'ny manankariana io amiko
10. mirabel ( 01/10/2007 15:43)
jereo tsara raha afaka miasa any Mcar ianao fa misy règlement sady vente pyramidale ange izy io e mila manatrika réunions sy mila manana tél fixe illimité satria en conférence matetika ianao , déplacements dans toute la france, europe, monde rehefa laibany ianao (fortement conseillé par ton coach) participation frais etc mila mahalala olona betsaka koa mba ho clients, mila manana connaissances marketing ka raha voanao dia ataovy
11. Ritsoka ( 02/10/2007 10:18)
:roll: Tena marina daholo ny nolazainareo! na izaho aza tsy resy lahatra min'izy io fa ny olona izay nanoro ahy azy io sy ny mpikarakara azy Gilbert Aureche no tsy sasatra mandresy lahatra ahy amin'ilay izy fa raha izaho manokana tsy hanome ny volako amin'izay olona tsy fantatro sy tsy hitako. en plus ilay izy Informel, fa mba tiako ho fantatra fotsiny ny hevitry ny maro amin'izy ity raha eto Dago no resahana.
45€ sy 129€ izany raha eto Dago mahavita izay mba kely vitany ihany.
Raha misy hafa moa afaka mijoro vavolombelona na mahafantatra olona nahita soa amin'izy io eto dia angatahana indrindra mba haneho hevitra.:roll:
12. Ritsoka ( 02/10/2007 13:33)
Toa misy gasy manao an'io ka mety ho afaka manazava aminao.


tena misy gasy tokoa manao ity asa ity, Nanontaniako io olona io fa tena mety ilay asa any ivelany fa raha eto Dago dia tsy mbola azo atao, ka tandremo ihany sao dia misy hafa manana eritreritra hanao ny asa @ aterineto fa mbola tsy mety aty Dago izany.

ity http://www.bloghotel.org/nyainacoaching ny blog-ny
13. xxx ( 02/10/2007 13:35)
Ritsoka: Ianao no mitandrema aloha fa mbola tsy nisy nahita an'izany raha tsy ianao...:!::!::!:
14. namana2008 ( 13/12/2007 09:52)
ke zany oe manao porte à porte ko. efa tsy arizato am-pandrina tsony zany satri efa mivoaka ny trano izy. ny ariary zato am-pandrina ange d oe matory eo apandriana enao/ maty eritreritra eo fa d manonofy fotsiny d manatena fa aita arizato avy eo (mana latsaka avy any an-danitra e).
RA MBOLA MAMPIASA VATANA NA SAINA D EFA TSY ARIZATO AM-PANDRINA INTSONY NO FILAZANA IZANY FA MIASA OTRAN'NY OLONA REHETRA MIASA IANY....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7015