valin kafatra

1. bolida77 ( 01/10/2007 09:31)
misaotra tamin ny fanoroana hevitra mahafinaritra b! niezaka nanantona ny mpampianatra aho sy ny rar sasany hay izy ty ka manana olana momba ny tokantranony de entiny any ampianarana de ny kilonga no maharary mampalahelo zany fa mivavaha ndray ho azy e! mahafinaritra ny fifandraisana merci!
:-D
répondu par xxx le 03/10/2007 12:11
2. booboo ( 01/10/2007 09:44)
Dia inona fepetra noraisin'ilay sekoly momba lay mpampianatra klou ? lay hivavaka, ié hivavaka fa ny sazy kounkou tsy adino fa tsy azo leferina mihitsy manko ny nataon'ilay mpampianatra ....
3. tywa68 ( 01/10/2007 10:36)
bolida77 : tsara rhf mazava ny antony, zany hoe mila fantarina ihany hoe ho hain'ilay mpampianatra ve ny hi se contrôler mba tsy hilako ny ankizy !(na mitsabo tena, dia miverina rehefa sitrana).
4. Fiffi ( 01/10/2007 10:40)
bolida77:
niezaka nanantona ny mpampianatra aho sy ny rar sasany hay izy ty ka manana olana momba ny tokantranony de entiny any ampianarana de ny kilonga
humm....so de misy zavatra hafa ao ? ohatra "racisme" ? mahagaga hiany manko hoe olona mamana olana am tokatranony izy de io zaza io no mahazo ny fihatraikany....:roll:


5. bolida77 ( 02/10/2007 11:41)
akory aby e! isaorako ianareo namaly resaka
efa miezaka manaramaso ny talen ilay sekoly satria nanao taratasy izahay raha hoe fanavakavahana ndray! tsy zay satria zahay de samy betsileo fa ny mahagaga ange de ;zao e! mbola tsy ampy 1volana no nianarana dia efa tapitra voakapoka daholo ny kilonga ka mba mahagaga marina eny e! mety tsy mahasahy koa izy fa efa miandry azy ny mety aminy. ny nahagaga ahy alou de zao lasa manantona be anilay zanako izy satria lay zaza de miezaka mafy aty antrano aryt tsy manaiky pempony tsony merci e ! milay ihany ny toentsaindry zareo minkavia o! hihihihiii
6. sakaizakely ( 02/10/2007 15:47)
bolida77:
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny zanako merci!


mahagaga ahy ihany:roll::roll::roll::roll:
toa tsy olana taminao ilay fikapohana ny zanakao fa ny fanovana azy ho havanana no tadiavinao

dia avy eo nivadika vetivety teo hoe fa hay lay mpampianatra no manana olana dia miala vokona @ mpianany :roll::roll::roll::roll:

avy eo indray misy resaka fanavakavahana, nefa koa toa samy betsileo nareo :roll::roll::roll:

tsitapitapitr'izay dia lasa manatona be indray ilay zanakao izy :roll::roll::roll:

farany dia kay izany ilay zanakao tsy mety gisitra

dia mba gagagaga ihany aho hoe inona marina no tena olana kay ? toa mifangaroharo be ihany ny resaka :roll::roll::roll:
7. bolida77 ( 03/10/2007 11:37)
ry sakaiza kely ah !zao nge e! tena olana tamiko ny nikapohana ny zanako ary zany no napitaraina ahy teto satria zah narary azy aza tsy mamely azy ka olona kou v no hiana kenrdy am zanako ary tsy mitady ny hahakavanana azy aho fa tsy terena am safidiny izy tsy fitazana zany8O8O8O lay mpampianatra alou tena misy olana e! ka na enao zao v no misy olana tsy ho sorena am manodidina anao! asa alou e!:o:o:o tsy hoe rasaka fanavakavana fafanamariana fotsiny ny ahy hoe tsy any lay resaka fa zahay samy betsileo io fa nisy nanontany mantsy zay teto am filako hevitra ary tsy mety gisitra lay zanako taorianio satria sao voa fanindroany eo de miezaka izy mahafaly lou zany e!:D ny tany nahalavoana v de hiverenana koa sa manakory hoy enao veloma de merci !;-)
8. xxx ( 03/10/2007 12:11)
Misy zavatra cohérent ihany izany sakaizakely a :

- mba tsy hikapohan'ny mpptra ny zanany dia nieritreritra izy fa tokony hampianariny mampiasa ny tanany havanana ilay zaza
- tsy niteny izy hoe nisy fanavakavahana fa ny hafa no niteny hoe sao misy
- normal raha manatona ilay zaza ilay mpptra rehefa avy bedy

ny tsinin'i bolida77 dia tsy mampiasa . na , na : na miova an-dalana fa mitambatra be dia azo intsony izay tianao lazaina avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2248